10/08/2026
Tsy stable ve ny feonao rehefa mihira? Mora sempotra? Tsy mahatakatra?
Betsaka ny olana misy eo amin'ny mpihira nefa fantaro fa azo atao tsara ny mianatra ny technique marina hamahana izany🥰
COURS DE CHANT VACANCES
Ho hitanao anatin’izany :
▪️ Anatomie, physiologie et psychologie vocale
▪️ Technique vocal de base : respiration, soutien, souffle, registres de voix, nuances, attaque, puissance, effets vocaux, riffs/runs, …
▪️ Technique d’interprétation et émotion : visualisation, imagination,
▪️Musicalité : Justesse, intonation, oreille musicale
▪️ Gestion de stress et scénique
ℹ️ 15 taona miakatra no raisina amin’izy ity, tsy mifidy niveau
Ho an’iza?
✔️ Ireo tia mihira ka tia ampiakatra ny niveau, na vao manomboka na anao perfectionnement
✔️ Ireo vonona hianatra ary hitrandraka ny talentany
3 semaines, 6 séances au total
2 séance de 2h par semaine
⏳ 2 heures au choix
- 9h à 11h
- 14h à 16h
📍 Toerana : IVOKOLO Analakely
TARIF : en mp
⚠️ Misokatra ny fisoratana anarana, afaka réservénao dieny izao ny toerana amin’ny mp na miantso ny : 034 29 252 40 na 034 22 955 04