Club Aventure Scooter Madagascar

Club  Aventure Scooter Madagascar Te hankafy ny natiora miaraka amin ny motonao ianao, manasa anao izahay hiaraka aminay ! Hitety faritra maro eto Madagascar !

🪴 FAMBOLENKAZO FAMILLES DEUX  ROUES  ❤️ 🇲🇬💧   01  MARS 2026 ( DIMANCHE                      FIHAONANA PK58 KM , RN4 ) ✔️...
25/02/2026

🪴 FAMBOLENKAZO FAMILLES DEUX ROUES ❤️ 🇲🇬
💧 01 MARS 2026 ( DIMANCHE
FIHAONANA PK58 KM , RN4 )

✔️ Hetsika Isan-taona natokana ho antsika mpitondra 2roues ( Moto/ scooter ) eto Antananarivo sy ny manodidina . Hanasa ireo Mpankafy, , , izay misy eto Tana Ville sy manodidina hiaraka hanatevindaharana .

🌳" Izay mamboly hazo , manome aina "

❤️ Fandraisana anjara amin ny fikarakarana : 3000 Ar par Casque
( Transport ny zanakazo , déplacement , technicien chef cantonnement forestier )

✅️ Point Départ : Station Shell Vaovao Ambotrimanjaka ( Mpivarotra Art Malagasy )

👉 PROGRAMME :
• Fandraisana ireo Membre Vao2
• Fanentanana " Vitesse Tsy Misetrasetra
• Réboisement FAMILLES DEUX ROUES
• Fanentanana : Fitetezamparitra TourRideMadagascar
• Faranana @ Fiarahana Misakafo eny Soaniedanana ( pk60km / exclus ) .

♥︎ Participants : , ....

》Recommandation : Casque , chaussures fermées , Gants ,imperméable , Lunettes , Casquette , creme solaire , ..sns

-------⚠️Vitesse tsy misetrasetra ⚠️---------

⛔️ Manaja ny fiaramonina eny andalana mandroso sy miverina

♻️Filankevitra :
Casm Madagascar ( Message Privé)
0349179143

Aza adino ilay fotoantsika Dimanche izao @
28/02/2025

Aza adino ilay fotoantsika Dimanche izao
@

❣️ FIHAONAMBE ANTSIKA 🅵︎🅰︎🅼︎🅸︎🅻︎🅻︎🅴︎🆂︎ 🅳︎🅴︎🆄︎🆇︎ 🆁︎🅾︎🆄︎🅴︎🆂︎ Sady ASSEMBLÉE GÉNÉRALE FAMILLES DEUX ROUES ,  Tsy ankanavaka...
21/01/2025

❣️ FIHAONAMBE ANTSIKA 🅵︎🅰︎🅼︎🅸︎🅻︎🅻︎🅴︎🆂︎ 🅳︎🅴︎🆄︎🆇︎ 🆁︎🅾︎🆄︎🅴︎🆂︎

Sady ASSEMBLÉE GÉNÉRALE FAMILLES DEUX ROUES , Tsy ankanavaka any anaty DagoMoto sy groupe Samihafa any maniry hiaraka aminay .

✅️ Dimanche 02 FEVRIER 2025
AO @ ESPACES AKOUNA
ALASORA BYPASS
𝙋𝙤𝙞𝙣𝙩 𝘿𝙀𝙋𝘼𝙍𝙏 : à 8H30 au 𝙎𝙩𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙅𝙤𝙫𝙚𝙣𝙖 𝙄𝙢𝙚𝙧𝙞𝙠𝙖𝙨𝙞𝙣𝙞𝙣𝙖


💎PROGRAMME :
✔️ BALADE CORTEGE vers les Points de Vue à Imerikasikina
✔️ PRESENTATIONS ANCIENNES MEMBRE ET NOUVEAUX MEMBRE

✔️ PRESNATATIONS NIVEAUX PROGRAMME " Rando Zahatany 2Roues by CASM
✔️ FANENTANANA " Vitesse Tsy Misetrasetra "

"

✔️ANIMATIONS KARAOKE by AKOUNA
✔️ANIMATIONS DJ / VALIN'NY BONNEE ANNÉR

🙏 Hanasa anareo namana efa tamin 2019 , 2020, 2021 , 2023, 2024 , fa indrindra ireo namana vaovao 2025

❗️Tsy misy fidimpidirana fa rakitra fisaorana avy any Ampo .

Partenaire : Funbike
N.b :
• Activités Piscine : Manomana 10 000 Ar / pers
• Cotisation Facultatives fiahamanala hetaheta sy tsaky ( 5000 Ar /pers )
• Sakafo atoandro samy mividy ny azy ,
Filankevitra
• Fanomanana Fifampiharabana nahatratra ny taona 2025 io date io
Mandefasa Message Privé direct hisoratra anarana
0349179143

09/11/2024

🎉 𝙎𝙊𝙄𝙍𝙀𝙀 𝘿𝙀𝙐𝙓 𝙍𝙊𝙐𝙀𝙎 🍻

30 NOVEMBRE 2024

❤️Tonga ilay fotoana niandrasantsika , famaranana ny Fankalazana ny 5ème Anniversaire (2019-2024) , Miavaka hiarahanao Casm Madagascar

💡LIEU :SOOATEL PISCINE BOULEVARD 67HA ampitan'ny Boulevard Scoot .



❗️ Tsy misy Delestage
❗️Vitesse Tsy misetrasetra

Tenue : Noire et Blanc

🖲 POINT DE DÉPART : Station Jovena Ambohimanambola à 19h00

✔️ Carnaval Bike Nigth et concours avec déco Lumiere à 20h00
✔️ Concours Miss et Mister Mitaingina moto
✔️Concours Moto Mibika ( avex Lumiere / kit
✔️ Partage, Experience , teambuilding Moto , Conseil.
✔️ Tirage aux sorts
✔️Divers Animation Spéciale

Manasa antsika ho tonga marobe miaraka ( Club/Team/Groupe moto hafa ) tsy manavaka

🍷🍮🍺 Grillade - Snack - Boisson /Whisky sur Place


🎶Hiaraka hifety anaty ny Ambiance 100 % miaraka MK , Jusqu à l 'Aube Soirée Pool party birthday ( SoiréePiscine )

⭐️ 1B͓̽o͓̽i͓̽s͓̽s͓̽o͓̽n͓̽ O͓̽f͓̽f͓̽e͓̽r͓̽t͓̽e͓̽

💰 Tapakila :

- Réservation place : Obligatoire Avant une semaine de la date
- Paf : 25 000 Ariary /personne
-Paf Deux personnes : 40 000 Ariary ( double Monté)

Reservation et Contact : 0349179143

Alahady 27 Octobre 2024
25/10/2024

Alahady 27 Octobre 2024

❣️Radonnnée de la Solidarité  Famille  2ROUES RN4 Sur la routes des Œufs Antanetibe Mahazaza  @à la une 🎉Tohin'ny  fanka...
17/04/2024

❣️Radonnnée de la Solidarité Famille 2ROUES RN4
Sur la routes des Œufs Antanetibe Mahazaza
@à la une
🎉Tohin'ny fankalazana 5em Anniversaire Casm
👉FITIAVANA / FIALAMBOLY / AVENTURE

🫂 ️Manasa antsika rehetra mpankafy2roues (vaovao na taloha)

🔋 21 AVRIL 2024

Station Total ANDOHATAPENAKA
À 8h30( Soyez à l'heure )
* Izay tara : ataontsika ahaoana ?
Perso : Ampandihizina aloha ny départ .

✅️Programme :

🍹Boisson : 1L / Moto
🍗KITONOTONO : 1/2 Kg / Moto
* Hena manta
❤️ FAMANGIANA NAMANA (tsipaipaika )
✔️ Préparation RANDO LAVALAVA :

TSIROANIMANDIDY 10/11 Mai
MAHAJANGA 27 Mai -01 Juin
NOSYBE 06 -13 Juillet
🎶 Animation Divers 🎙

⚠️Vitesse tsy misetrasetra ⚠️

🙏tsy manavaka ( Moto/scooter ) ary na tsy manohana firehina politika isika na antokompivavahana isika.
● Obligatoire mba ataovy Mise au point ny Moto avant départ .

Tongava maro ❤️❤️❤️

Filankevitra : 0349179143 na MP

Mankasitraka 🙏

02/04/2024
❣️RANDO SOLIDAIRE  2ROUES 2024           (11em Édition* ) IMERIKASININA AMBOHIMALAZA ✨️Manasa antsika rehetra Lafamille2...
15/03/2024

❣️RANDO SOLIDAIRE 2ROUES 2024
(11em Édition* )
IMERIKASININA AMBOHIMALAZA

✨️Manasa antsika rehetra Lafamille2roues (namana vaovao na taloha) hiaraka hialavoly sady hanao adidy hanamafisana ny firaisankintsika .

👉Ny 17 MARS ( Dimanche)

Station JOVENA IMERIKASININA
À 9H00
( ataovy matotra moa e )
Paf : 0ariary fa izay foinao Tsipaipaika
✅️Programme
🙏 Tsipaipaika Famangina hitambarana:
💙 namoy ny rainy Narary mafy .
💙 hoan'ny tradoza
💙 Terabao
💙 Tsipaipaika reparation Appreil Photo Rofossa ||
✅️ FAMAROTANA BILLET 5 EM ANNIVERSAIRE sy BONNE ANNÉE @ 24 Mars izao
✅️ Partage experience et Formation Randonnée 2roues .

🎶 Animation Spéciale
⚠️Vitesse tsy misetrasetra ⚠️

Tongava maro ❤️❤️❤️

Filankevitra : 0349179143 na MP
Mankasitraka 🙏

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261349179143

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Club Aventure Scooter Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Club Aventure Scooter Madagascar:

Shortcuts

Share