Leda16 Officiel

Leda16 Officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Leda16 Officiel, Professional Sports Team, Antananarivo.

Ndao ndray ary oh.Miaritra kely sisa ry zandry malala isany an.🙏
22/01/2024

Ndao ndray ary oh.Miaritra kely sisa ry zandry malala isany an.🙏

15/12/2023

Tsy milalao isika rampitso rakizy ah.

Afaka jifaina tsara ho fanohanana ilay equipe kely tsika
03/12/2023

Afaka jifaina tsara ho fanohanana ilay equipe kely tsika

01/12/2023

Tsy milalao isika rakizy rampitso fa mamotakabe izay ilay terrain tsika ao

Ny anio ndray ary e!
25/11/2023

Ny anio ndray ary e!

24/11/2023

Milalao isika rapitso oh!!Ny toerana tsy miova,ANS ampefiloha

⚽️ 🥅 💪
18/11/2023

⚽️ 🥅 💪

17/11/2023

Milalao isika rampitso ry zandrikely an!

10/11/2023

Tsy nahazo terrain isika rampitso satria misy matche hono ao.Dia tsy misy izany ny fanazaran-tena.

03/11/2023

Milalao isika rapitso an.

27/10/2023

Milalao isika rapitso rakiza ah!!

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346158672

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Leda16 Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share