Coach wubi

Coach wubi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Coach wubi, Sports, Anosizato Andrefana, Antananarivo.

13/02/2024
👉Kick boxing, boxe Anglaise, Pancrace, MMA (art martial Mixte)......Yé Misy AVOKOA Ireo tompoko💪💪💪MP : Wubi Andria / 034...
06/02/2024

👉Kick boxing, boxe Anglaise, Pancrace, MMA (art martial Mixte)......Yé Misy AVOKOA Ireo tompoko💪💪💪
MP : Wubi Andria / 0341605868

Tsy Mora milavo  lefona izany eo amin'ny fiainana... "TIENS LE COU" 💪
27/01/2024

Tsy Mora milavo lefona izany eo amin'ny fiainana... "TIENS LE COU" 💪

Ny fanaovana diet na régime alimentaire tompoko tsy hoe erinandro na 1 volana  fotsiny ihany fa Mila atao fomba fiainana...
24/01/2024

Ny fanaovana diet na régime alimentaire tompoko tsy hoe erinandro na 1 volana fotsiny ihany fa Mila atao fomba fiainana. Aoka izay ilay mataotra ny tsy ho voky fa ezaho fa vitanao io. Ataovy zan mba ho An'i fahasalamanao manokana,tsy aky Hijery ny manodidina ny fitaizana ny fahasalamana💪💪💪👊👊👊👊

Nohon'ny fandaminana dia nahembotra aminy 3 sasany ny ZUMBA KIDS Isaky ny Alarobia hariva💪💪💪💪💪💪💪💪 FAMPIANARANA MANDIHY n...
24/01/2024

Nohon'ny fandaminana dia nahembotra aminy 3 sasany ny ZUMBA KIDS Isaky ny Alarobia hariva💪💪💪💪💪💪💪💪
FAMPIANARANA MANDIHY ny ankizy mihintsy ilay ZUMBA KIDS izay ataon'ny ankizy io 💃💃💃💃

Adinoy hatreo ny Bourrelets sy ny Cellulites miaraka amin'ny COACH WUBI. Isanandro amin'ny 5 Ora Maraina- 06 Ora sasany ...
11/01/2024

Adinoy hatreo ny Bourrelets sy ny Cellulites miaraka amin'ny COACH WUBI. Isanandro amin'ny 5 Ora Maraina- 06 Ora sasany Hariva.
FB : Wubi Andria / 0341605868

09/01/2024

MAFANAAAAAAAA💪
05ora maraina-06ora hariva
Miandry anareo izahay
FB : Wubi Andria / 0341605868

KICK BOXING 👉Am Alahady ny fotoana 💪💪💪info : 0341605868/ Fb : Wubi Andria
30/11/2023

KICK BOXING 👉Am Alahady ny fotoana 💪💪💪
info : 0341605868/ Fb : Wubi Andria

29/11/2023

Miandry anareo zay isanandro. Misokatra isaky ny -06hariva ny salle.Tongava fa vonona hanome fahafahampo anareo izahay. FB : Wubi Andria /Tel: 0341605868

22/11/2023

FEELING MAFANAAAA HATRANY💪💪💪
INFO : 0341605868 / FB: Wubi Andria

Misokatra ho antsika foana ny salle ho an'ireo izay te ho salama sy hanala sorisory. Ambiance be hatrany.💪💪💪Info : 03416...
21/11/2023

Misokatra ho antsika foana ny salle ho an'ireo izay te ho salama sy hanala sorisory. Ambiance be hatrany.💪💪💪
Info : 0341605868
FB: Wubi Andria

PROGRAMME INFO : 0341605868
03/11/2023

PROGRAMME
INFO : 0341605868

Address

Anosizato Andrefana
Antananarivo
101

Telephone

+261341605868

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Coach wubi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category