24/08/2026
Boumm🎉 COURS DE DANSE URBAINES À MAHAZO 💃
Misokatra Hoanatsika eto MAHAZO sy Ny Manodidina Ny ALL-DC MAHAZO 🥰❤️
COURS DE DANSE URBAINES ( Afro/hiphop/ Dancehall 🇯🇲)
TOUS LES SAMEDIS
🕒13H_15H( SPÉCIAL ADOS & JEUNES)
🕒15H_16H45( SPÉCIAL KIDS) plus de 06 ans
Lieu: MAHAZO Chez ROOV KOTRANA En Face BOA MAHAZO ( Toerana Amorondalana/ Akaiky Arrêt Bus/ Misy Parking Moto/ Misy Salle D'attente Hoan'ny RAD ihany koa ❤️🥰
❌ INSCRIPTION OUVERTE ❌
Izay 10 Manoratra Anarana Mialoha avant 04 Septembre dia Mahazo Bonus Tsy Mando Droit d'inscription 🥰
RENTRÉE LE SAMEDI 05 SEPTEMBRE 2026
Let's gooo! !❤️
Contact 📞 : 034 08 907 09