Esca Foot

Esca Foot ESCA FOOT | École de foot dès 5 ans
Formation, discipline & plaisir | Inscriptions via message ou sur place (ESCA Antanimena).

🔔📣⚽𝐏𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐓𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭 𝐃𝐞𝐯𝐞𝐥𝐨𝐩𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐒𝐜𝐡𝐞𝐦𝐞 𝐅𝐈𝐅𝐀🇲🇬🇲🇬                       "Détection" ao Antananarivo(Analamanga)
05/08/2026

🔔📣⚽𝐏𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐓𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭 𝐃𝐞𝐯𝐞𝐥𝐨𝐩𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐒𝐜𝐡𝐞𝐦𝐞 𝐅𝐈𝐅𝐀🇲🇬🇲🇬
"Détection" ao Antananarivo(Analamanga)

⚠️⚽𝐏𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐓𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭 𝐃𝐞𝐯𝐞𝐥𝐨𝐩𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐒𝐜𝐡𝐞𝐦𝐞 𝐅𝐈𝐅𝐀🇲🇬🇲🇬
✅ "Détection" ao Antananarivo(Analamanga)
🗓: Zoma 7 Aogositra 2026 manomboka amin'ny 2 ora atoandro
🏟️: CTN Carion

🚨Izany moa dia natao ho an'ireo tanora mpilalao manan-talenta teraka ny taona 2011-2012 rehetra (na efa mpilalao anaty klioba na tsia). Ary afaka mandray anjara amin'izany avokoa ny faritra rehetra manerana ny Nosy.

🗂Taratasy ilaina :
Copie - Photo d'identité - Carte d'identité scolaire
⚠𝗠𝗮𝗻𝗮𝘀𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗹𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝘃𝘆. 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬!!

🚨Tsara ny manamarika fa izao fitiliana izao no atao dia mba hanavaoazana ny "effectif" eny amin'ny Centre de perfectionnement ka hasaina ny rehetra voakasiky ny salan-taona ho tonga.


́tections


31/07/2026

📢FILAZANA 📢
Ilazana isika fa tsy misy Entrainement ny ESCA SPORT - Page Officiel ( Foot, basket, volley) amin'ny samedi 01 août zao, noho ny antony fisiany jeux Corporatif ato amin'ny Esca.
Mankasitraka

02/07/2026

📢FILAZANA 📢

Ilazana isika fa tsy misy Entrainement ny ESCA SPORT - Page Officiel ( Foot, basket, volley) amin'ny samedi 04 juillet zao, fa miverina kosa ny mercredi 08 juillet.
Mankasitraka

09/06/2026

FILAZANA 👇

⚽️MATCH AMICAL ⚽️Art Foot 🆚 Esca Foot📆Samedi 30/05/26⏳7H30📍Esca Antanimena✅👉 Maillot vert no hoentina ‼️Tongava manohana...
29/05/2026

⚽️MATCH AMICAL ⚽️
Art Foot 🆚 Esca Foot

📆Samedi 30/05/26
⏳7H30
📍Esca Antanimena

✅👉 Maillot vert no hoentina ‼️
Tongava manohana ny équipe- ntsika 💪

26/05/2026

📢FILAZANA📢
Toy ny amin'ny ora mahazatra ihany ny entrainement ny Ecole de Sport rehetra rahapitso 27 Mai.
Tongava maro e.
Mifampilazà.
👍👍👍👍👍

13/05/2026

FIOVANA PROGRAMME FOOT
Misy Match Amical ny Foot ny samedi 16 Mai any amin'ny Andy Bypass noho izany foana ny rahapitso Jeudi.
- Samy manao izay hahatongavany any.
- Amin'ny 7 ora ny fahatongavana ary amin 2 ora firavana. Samy mitondra Gouter.
- Mitondra 2000 ar isaky ny akizy fandraisana anjara amin'ny hofan'ny terrain synthétique.

Mirary soa. Tongava maro.

Ny Basket sy Volley dia ny Alakamisy 14 Mai 7h30 à 9h30 solon'ny samedi.

13/05/2026

FILAZANA
Tsy misy entrainement ny ESCA Sport ny samedi 16 mai noho ny fisian'ny Journée des Ecoles Catholique atao eto amin'y ESCA. Noho izany atao ny jeudi 14 mai am 7h30 ny entrainement ho solon" ny samedi.
Manentana atsika hifampilaza.

18/04/2026

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Esca Foot posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category