14/05/2026
🎶 Artiste invité pour le KaloKalo Takariva ! 🎶
Vous l’attendiez avec impatience…
Revy Lolo sy ny Tariny sera parmi nous pour faire vibrer la scène du Lycée Au P’tit Pré ce samedi 20 juin à 16h !
✨ Un moment chaleureux de retrouvailles entre parents, enseignants et direction de l’établissement.
🎟️ Entrée gratuite pour les parents, élèves et enseignants de l’établissement.
🎟️ 7 000 Ar pour les autres visiteurs.
À quelques jours du 26 juin, nous rendrons aussi hommage à la fête de l’indépendance :
Apportez vos lampions (arendrina) pour illuminer cette soirée aux couleurs de notre culture et de notre histoire.
🎤 Venez chanter, danser et célébrer ensemble la culture malagasy ainsi que la fin de l’année scolaire !
🎶 Tarika vahiny amin’ny KaloKalo Takariva ! 🎶
Efa niandry izany ianareo…
Revy Lolo sy ny Tariny indray no hiaka-tsehatra ao amin’ny Lisea Au P’tit Pré amin’ny sabotsy 20 jona amin’ny 4 ora hariva !
✨ Fotoana iray hifankahalalana bebe kokoa eo amin’ny ray aman-dreny, ny mpampianatra sy ny mpitantana eto amin'ny sekoly.
🎟️ Maimaim-poana ny fidirana ho an’ny mpianatra, mpampianatra ary ny ray aman-dreny eto amin'ny sekoly
🎟️ 7 000 Ar kosa ho an’ny olona ivelany.
Ary ho fanamarihana mialoha ny fankalazana ny 26 jona, ento miaraka aminareo ny arendrina (lampion) mba hanazava ity takariva ity !
🎤 Andro lehibe iray ho an’ny fety, ny firaisankina ary ny fitiavana ny kolontsaina Malagasy.