13/04/2026
Miarahaba tompoko ,
Ialana tsiny indrindra fa, nohon'ny antony tsy fahafahana mitantana intsony ny salle de sports dia nakatona izany nanomboka ny volana décembre lasa teo. Misaotra anareo rehetra nampitoetra izany nandritra izay fotoana lava izay (2008-2025), mankasitraka nohon'ny fiarahana nahafinaritra. Mbola eo ampiheverana izay ho atao indray fa ny "SEA CLUB" de mbola eo hatrany. Mahita ny rariny daholo.