Vondron'ny Mpanohana BAREA Miandrivazo

Vondron'ny Mpanohana BAREA Miandrivazo Sport

27/03/2025

MISAOTRA BAREA

Tongava maroHitsena ny maherifontsika eny I ato Alahady hoavy izaoMISAOTRA BAREA
03/02/2023

Tongava maro
Hitsena ny maherifontsika eny I ato Alahady hoavy izao
MISAOTRA BAREA

🇲🇬 MISAOTRA BAREA 🇲🇬



Merci DaxHomme du match
03/02/2023

Merci Dax
Homme du match

🔥💪Dax no voasafidy ho mpilalao mendrika nandritry iny lalao nihaonana tamin'ny .
🇲🇬Merci Dadamily, faly ery ry Ambomà rehetra🥰

Misaotra Barea
03/02/2023

Misaotra Barea

Arabaina rzala ee !!! 🎉🥳

Madagasikara mavita azy e
Historique les frères bravo on est fières de vous 👏🏽 ❤️🇲🇬🐃

KOLOINA TSARA KOLOKOLOKOLOINA TENA LEHILAHYKOLOINA BAREAALEFA KOLOINAALEFA BAREA
26/01/2023

KOLOINA TSARA KOLOKOLO
KOLOINA TENA LEHILAHY
KOLOINA BAREA
ALEFA KOLOINA
ALEFA BAREA

BAREA MILA MANDRESYBAREA TIKO SY TIANTSIKAALEFA BAREA
26/01/2023

BAREA MILA MANDRESY
BAREA TIKO SY TIANTSIKA
ALEFA BAREA

Miarahaba ny coach ROMUALD Dit maitre Roro, naha dingana ny phase eliminatoir CHANany amn 1/4,de finale ndray ehAlefa BA...
26/01/2023

Miarahaba ny coach ROMUALD Dit maitre Roro, naha dingana ny phase eliminatoir CHAN
any amn 1/4,de finale ndray eh
Alefa BAREA

Interview post match | 🇲🇬 0-0 🇳🇪

Coach Rôrô 🇲🇬 :
🎙️« Azo lazaina, nanao baolina ny boay kely. Ho ahy manokana, faly Aho amin'ny Zavatra nasehon'ny bandy kely androany.

Nisy zavatra be dia be nahitsintsika tamin'ny fihaonana tamin'ny Congo Brazzaville izay voahitsy androany. Tsy nidiram-baolina isika androany. Ny lesoka mbola misy foana, nanana occasions maro isika. (...) Fa ny mahafinaritra dia ny hoe : aleo mahita occasions fa tsy maty, toy izay tsy mi-créer occasion mihitsy.

Ny zava-dehibe dia miasa ary mandroso mihatsara foana isika. Mino an'ireo mpilalao antsika ireo Aho fa manao zavatra isika any amin'ny CHAN.»


31/10/2022

BAREA U23
IZAY NO VITA
MISAOTRA BAREA

Address

Antananarivo

Opening Hours

Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261341799525

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vondron'ny Mpanohana BAREA Miandrivazo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category