15/11/2024
đż Avia, miala voly amin'ny Tetikasa IHISA : hetsika mampiala voly sy mahafinaritra ho an'ny rehetra ! đż
Ny Tetikasa IHISA dia manasa anareo rehetra hiaina traikefa tsy hay hadinoina aminâny alalanâny hetsika ara-panabeazana sy mahafinaritra, natokana ho an'ny rehetra mba hifamory sy hifampifalifaly! đ
Aminâny dingana tsirairay aminâity hetsika ity, ireo mpandray anjara, amin'ny ekipa na irery, dia hiatrika fanamby maro izay mitaky firaisankina, fahakingana ary eritreritra mivelatra. Ny lalao dia natao manokana amin'ny fitaovana tsotra ary matetika dia aminâny ampahany azo ampiasaina indray, mba ahafahan'ny tsirairay mahatsapa ny lanjan'ny fanariana amin'ny fomba sahaza sy ny fikajiana ny tontolo iainana. đ
Na tanora ianao, na lehibe, tongava hanandrana ny fahaizanao, hiaraka aminay hankafy ny fotoana sy handray anjara aminy dia feno fahafinaretana sy fahasambarana! Ho fanampinâizany dia hisy fotoana lehibe ifaneraserana eo aminâny fiaraha-monina sy fizarana hafaliana.
đ
Andro : 21 Desambra 2024
đ Toerana : Lapanâny TanĂ na
đïž Fandraisana anjara : Misokatra ho anâny rehetra! Tongava maro hanohana sy hampiroborobo ny soatoavinâny firaisankina sy ny fikajiana ny tontolo iainana !
Mbola misaotra antsika raha mba zaraintsika ity hetsika lehibe ity mba ho hita sy ho tadidintsika.
------â--------------------------------------
đż Rejoignez le Projet IHISA : Un parcours de jeux inoubliable pour tous ! đż
Le Projet IHISA vous invite Ă vivre une expĂ©rience unique et amusante Ă travers un parcours de jeux Ă©ducatifs et amusants, pensĂ© pour rassembler toutes les gĂ©nĂ©rations ! đ
Ă chaque Ă©tape de ce parcours, les participants en Ă©quipe ou en solo devront relever des dĂ©fis variĂ©s qui mettent en avant lâesprit de collaboration, la crĂ©ativitĂ©, et la rĂ©flexion. Nos jeux, conçus avec des matĂ©riaux simples et parfois recyclĂ©s, sont une maniĂšre ludique de dĂ©couvrir lâimportance de la rĂ©utilisation et de la protection de notre environnement. đ
Que vous soyez un enfant, un ado, ou un adulte, venez tester vos compĂ©tences, partager un moment de convivialitĂ©, et vous engager dans une aventure pleine de surprises ! En plus de vivre une expĂ©rience de divertissement unique, ce sera aussi lâoccasion de renforcer les liens au sein de notre communautĂ©.
đ
Date : 21 décembre 2024
đ Lieu : HĂŽtel de Ville
đïž Participation : Ouvert Ă tous ! Venez nombreux pour un moment de joie et dâapprentissage.
Aidez-nous Ă partager et Ă promouvoir les valeurs de solidaritĂ© et de respect de lâenvironnement !