GLTI - Global Languages Training Institute

Directions

GLTI - Global Languages Training Institute Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GLTI - Global Languages Training Institute, Coach, Antananarivo.
(1)

⭐GLTI MADAGASCAR⭐
🔵En ligne na en salle🔵
🎖️🇲🇫Mamolaka anao 100% miresaka mihitsy🇺🇲🎖️
🌐Contact : 034 36 371 08 - Arrêt de Bus, tetezana Namontana, pavé mankany Paraky, Antananarivo🌐

29/09/2026

Omeo toky ny olotianao.
Ao amin'ny com's ao misy expressions tena ilainao be. Soraty hoe : MERCI raha mila izany ianao.

28/09/2026

🇲🇫Tsy ampy vocabulaire ianao?🇲🇫
Misy verbes 40 tena fampiasa andavanandro ao amin'ny com's ao. Soraty hoe : MERCI.

24/09/2026

🇲🇫 Mianatra isaky folakandro sa alahady? 🇺🇲

🔴 Promotion be ho anao tsy tafiditra teo ity.
🔴 100% miresaka, fa tsy ilay théorie be ireny.

🔵 Afapo na averinay ny volanao.
🔵 Na mbola vao hanomboka na efa mahay kely.
🔵 Azo aloa in-2 ny saram-pianarana ato aminay tompoko.

🟦 Alahady : 🇲🇫08h–11h |🇺🇸10h - 13h🇺🇲13h–16h.
🟦 Isan’andro : 🇲🇫06h30–08h |🇺🇲08h–10h |🇺🇸13h–15h |🇲🇫15h-17h |🇲🇫18h–19h30.

🎓 Certificat amin’ny farany izay hanampy anao hahazo asa.
📞 034 36 371 08 - Lieu : Arrêt bus Tetezana Namontana Antananarivo.

🇫🇷 COURS 100% EN LIGNE 🇺🇲🗣️ Cours hamolahana anao hiresaka foana. ✅ Appel avy hatrany ny atao, tsy misy théorie be.🟥 Ho ...
21/09/2026

🇫🇷 COURS 100% EN LIGNE 🇺🇲

🗣️ Cours hamolahana anao hiresaka foana.
✅ Appel avy hatrany ny atao, tsy misy théorie be.

🟥 Ho an’iza?
Mahay vocabulaire vitsivitsy na mahazo français na anglais saingy tsy mahita lazaina, matahotra sao handiso, na menatra, na tsy mahatoky tena.

📅 4× isan-kerinandro
🗣️ 100% parlé & pratique
🎓 Certificat amin’ny faran’ny formation

🟥 Ora misy : | 18h à 19h | 19h à 20h | 20h à 21h | 21h à 22h.
🟥 Tsara marihina fa 100% parlé fa tsy théorie be. Olona 5 ihany. Saram-pianarana azo aloa indroa.

15/09/2026

🇲🇫 Isanandro sa isaky alahady? 🇺🇲

🟠 Promotion be ho anao tsy tafiditra teo ity.
🟠 100% miresaka, fa tsy ilay théorie be ireny.

🔵 Afapo na averinay ny volanao.
🔵 Na mbola vao hanomboka na efa mahay kely.

🔴 210.000 Ar – mianatra isanandro - Boky gratuit.
🔴 115.000 Ar – mianatra isaky ny Alahady - Boky gratuit.
🟡 Fitambaran'ny aloanao mandrapahavita fianarana ireo.
🟡 Azo aloa in-2 ny saram-pianarana ato aminay tompoko.

🔵 Alahady : 🇲🇫08h–11h |🇺🇲13h–16h.
🔵 Isan’andro : 🇲🇫06h30–08h |🇺🇲08h–10h |🇲🇫10h–12h |🇲🇫18h–19h30.

🎓 Certificat amin’ny farany izay hanampy anao hahazo asa.
📞 034 36 371 08 - Lieu : Arrêt bus Tetezana Namontana Antananarivo.

🇺🇲🇫🇷COURS SPÉCIAL DIMANCHE🇺🇲🇨🇵Tsy manam-potoana hianarana mandritra ny herinandro? Tsy olana izany! Raha Alahady ihany n...
06/09/2026

🇺🇲🇫🇷COURS SPÉCIAL DIMANCHE🇺🇲🇨🇵

Tsy manam-potoana hianarana mandritra ny herinandro? Tsy olana izany!

Raha Alahady ihany no malalaka aminao, dia ity formation ity no mety aminao.

🟦 Coaching 100% parlé – hifantoka betsaka amin’ny fampiharana sy ny fifampiresahana ianao, ka afaka manomboka miteny avy hatrany.

✅ Formation 100% garanti
🎁 Boky maimaipoana, tsy andoavam-bola
🎓 Mahazo certificat rehefa vita ny fianarana
📅 Isaky ny Alahady - Français = 08h–11h | Anglais = 13h-16h
🎁 157.000 Ar [LANGUE IRAY] ihany ny saram-pianarana manontolo.

🟦 Arrêt bus Tetezana Namontana – Antananarivo
🟦 Antsoy : 034 36 371 08 - Aza miandry intsony, misorata anarana dieny izao!

05/09/2026

🇺🇲🇨🇵VOKATRA 1 MOIS IRETO🇨🇵🇺🇲

🟦 Isaorana ireto mpianatra roa ireto amin'ny ezaka izay ataon'izy ireo.

🟦 Tsapa hoe : mbola betsaka no tokony hahitsy sy hatsaraina saingy 1 mois izy ireo no nianatra ka mbola manana fotoana tsara hanatsarana ity vokatra ity.

✅ Ary ianao? Lundi 7 septembre 2026 ho avy izao fidirana. Azonao aloa indroa ny saram-pianarana ato aminay.

✅ Français : 06h30min à 08h - Anglais : 08h à 10h - Français : 18h à 19h 30min.

🟦 Toerana : Arrêt bus Tetezana Namontana Antananarivo - Afaka tsenaina ianao raha tsy mahita ilay toerana. 034 36 371 08.

🇺🇲🇨🇵COURS 100% ACCÉLÉRÉ🇺🇲🇨🇵Coaching tena assuré ka raha vokatra RAPIDE no tadiavinao dia  hamaly izay fanirianao izay it...
03/09/2026

🇺🇲🇨🇵COURS 100% ACCÉLÉRÉ🇺🇲🇨🇵

Coaching tena assuré ka raha vokatra RAPIDE no tadiavinao dia hamaly izay fanirianao izay ity coaching ity.

🟦Français : 06h30min à 08h - Anglais : 08h à 10h - Français : 18h à 19h 30min.

✅ Mahazo resaka tsara ianao manomboka eto, ampy vocabulaire, mahavita miresaka + de 20 min mihitsy mamoaka hevitra, conjugaison sy grammaire milamina. Prononciation mazava tsara.

✅ Compétences sy expériences efa anananao + coaching en langue (s) + coaching en prise de parole en public [gratuit ] + coaching en entretien d'embauche [gratuit] atolotray = possible hahita asa avy hatrany rehefa mahavita fianarana.

🟦 Toerana : Arrêt bus Tetezana Namontana Antananarivo - Afaka tsenaina ianao raha tsy mahita ilay toerana. 034 36 371 08.

31/08/2026

🇨🇵🇺🇲COACHING 100% PARLÉ MIHITSY🇺🇸🇫🇷

✅ Ny GLTI MADAGASCAR dia manana ny méthodes 100% miresaka mihitsy fa tsy ilay be théorie be.

🟥 Fidirana : 7 septembre 2026. Misy 06h 30min à 08h - 08h à 10h - 18h à 19h 30 min.

🟥 Fantatrao ve :
✅ Compétences sy expériences efa anananao + coaching en langue(s) + coaching en prise de parole en public + coaching en entretien d'embauche ato aminay = afaka mahita asa avy hatrany ianao rehefa mahavita fianarana.

🟦 Mihena ny droit sy écolage : lasa mihena ho 270.000ar [2 volana sy tapany - langue iray]. Efa fitambaran'ny aloa ho an'ny 2 volana sy tapany io fa tsy hoe io no par mois. Tsy voatery aloa indray mandeha.

✅ Inscription en ligne possible - mpianatra 10 isaky salle ihany no raisina.
✅ Toerana : Arrêt bus Tetezana Namontana, mandroso 100m pavé mankany paraky. Message na appel - 034 36 371 08.

Tandremo ity erreur ity🇺🇲🇺🇲 ACTUALLY🇫🇷 En fait / En réalité🇲🇬 Raha ny marina / Raha ny tena izy⚠️ Erreur be mpanao:❌ Act...
31/08/2026

Tandremo ity erreur ity🇺🇲

🇺🇲 ACTUALLY

🇫🇷 En fait / En réalité
🇲🇬 Raha ny marina / Raha ny tena izy

⚠️ Erreur be mpanao:
❌ Actually = actuellement
➡️ Tsy mitovy ny dikany!

Actually → En fait → Raha ny marina
Currently → Actuellement → Amin’izao fotoana izao

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GLTI - Global Languages Training Institute posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category