WATSA WATSA

WATSA WATSA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from WATSA WATSA, Sport & recreation, Antananarivo.

🐐💪
16/08/2025

🐐💪

WATSA WATSA ❤️
14/08/2025

WATSA WATSA ❤️

WATSA WATSA 👌
13/08/2025

WATSA WATSA 👌

❤️
12/08/2025

❤️

...
12/08/2025

...

30/11/2024

Efa tsy otrizay eky tavela eh ...!
Vondraka zala i Aomby zegny ato eh, i Mily Trevis edy itako mahasoma azy 😅

30/11/2024

1, 2, 3 ... 😊
Akory ... Paréo andre jiaby ao ???
Watsa Watsa

10/03/2024

Zahay mangataka Anareo Team mpandray Anjara amin ville reo handray Anjara aty aminay ANKATSO 2 amin Edition Vaovao 😍😂🤝🏀!

Toerana masika Spect indrindra rah Basketball 🏀 resahana

MANANKORY RAHA TY OU? ALEFA SA KRKR? KARA ANTSASAKA SPECTATEURS(TRICES) NAZY TY KARA EFA NILEFA ANDAFY SINTRY ? JUSQU’À ...
08/03/2024

MANANKORY RAHA TY OU? ALEFA SA KRKR? KARA ANTSASAKA SPECTATEURS(TRICES) NAZY TY KARA EFA NILEFA ANDAFY SINTRY ? JUSQU’À JOUEURS ! AVANT LANCEMENT ATAO SONDAGES AY 🇲🇬❤️😂… MARO LOATRA SPECT NILEFA ANDAFY

Tonga tsy miarahaba hony namany Tezitra ary mandh tsy mirasa dia maha be siasia ! Hoiz izahay hoe : Fisaorana mitafo2 no...
10/09/2023

Tonga tsy miarahaba hony namany Tezitra ary mandh tsy mirasa dia maha be siasia ! Hoiz izahay hoe : Fisaorana mitafo2 no Atolotra hoanareo Équipe rehetra nandray Anjara, Lalao iz io ts afaka ho maro no androbaka final. Raha tsy nisy hianareo tovolahy isany de tsy niala voly izahay ka Die misaotra re tompok oooh 👏🏻👏🏻👏🏻

EO hianareo Spectateurs sy supporters,izay ts adino satria Ianareo no MPANJAKA n’y fanatanjahatena, Raha tsis Ianareo tsy « Machirouuu hoiz zareo av Diego zay » n’y ahandro, mahita tsik nareo, hafalianareo dia mahavelombolo ka dia misaotra re tompok oooh 👏🏻👏🏻👏🏻💐💐.

Ianareo arbitre, Sy Pdt arbitre izay manome alalana afahana mitsara ny lalao, tsy adino ihany koa Ianareo ka mankasitraka…

Ny Membres Staff watsa2 sy miaraka miasa amin 4B-Squad , Merci tompok oh 😥, ary Ianareo izay manana sosokevitra ampandrisoana ity Compétition ity dia Mandray ny hevitrao izahay ka dia tongasoa 👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻👏🏻..

Farany izay tsy kely indrindra : FÉLICITATIONS ÉQUIPE CACAO AMBANJA IZAY AVY AO RÉGION DIANA DISTRICT AMBANJA izay CHAMPION tamin Édition 4 , adiny omby lahy moa izty,ka izay bebe angovo no mandresy ka Veloma eeeeee 🥹🥹🥹

EDTION MANRAKA INDRAY RE TOMPOK OOOHi

OHA OHA..!Je s'appelle DALY💪🔥🏀L'homme de notre finale d'hier⛹️‍♂️Nos Félicitations à la TEAM CACAO🥳ET hisoragna koa TEAM...
10/09/2023

OHA OHA..!
Je s'appelle DALY💪🔥🏀
L'homme de notre finale d'hier⛹️‍♂️

Nos Félicitations à la TEAM CACAO🥳
ET hisoragna koa TEAMS jiaby nandray anjara t@édition araiky igny 🙏
De tsy hadigna koa Spectateurs jiaby n'ANKATSO II sy ny manodidina fa vous les meilleurs 🔥🙏

09/09/2023

ULTIMA DATA TERRAIN ANKATSO 2 🏀, FINALE À 15h Tongava hiala voly ooh.
Cacao Ambaja # Lejoma 13 ,

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when WATSA WATSA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to WATSA WATSA:

Share