31/08/2026
Ny Ntsoa,
Iray amin'ireo tovolahy nanao hadalàna ka voatifitra.
Mampalahelo ny tantara satria hilalao baolina kitra no tena nifindrany teto andrenivohitra raha nambaran'ny reniny.
Izy zay anisan'ny Kintan'ny 67 City Fc ary kapiteny ihany koa.
Tena mahay baolina i Ny Ntsoa ary saika homme du match sy meilleur joueur foana izy isaky ny Tournoi lalaoviny
Indrisy anefa, voatariky ny naman-dratsy izy ary raha jerena ny Interview izy no anisany Innocent indrindra tamin'izy 4. Vokatry ny baolina tsy raikitra fotsiny ihany no naha taraiky azy.
Tandremo rankizy ny naman-dratsy 🙏
©Elion TV / Araho hatrany ny pejy tsika