MJ Dance

MJ Dance Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MJ Dance, Sport & recreation, Antananarivo.

19/06/2026

Salama iaby
Mitady danseur 1 mahay mandihy danse tsapiky amin'ny 25,26 zao
ilaina maika
Mp zay vonona

17/06/2026

Salama daholo ee!!

Ho antsika izay mitady:
🔺 Prof de danse

🔺 Cours particulier

🔺 Animateur de danse

🔺 Choregraphie

🔺Danse traditionnelle

🔺Danse fusion

🔺entrée salle mariage

🔺 Overture mariage

👉Izay koa dia afaka miara miasa am Mpanakanto.

👉 Afaka manantona anareo koa zahay na any ami'ny faritra aza

👉 Koa aza misalasala miantso laharana eo Ambany fa vitantsika foana ary ho ataontsika milay be izay danse ilainareo
Sady EFA matianina mintsy lay Coach aa

💪💪 11 _Années d'experiences
Danses maîtrisées

Contact:0384389202
Sur messenge privé

💥💥💥
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


15/06/2026

Salama daholo ee !!!
Tsy misy danse isika manomboka rahampitso
Après fety ndray miona ee
Mankasitraka tompoko 🙏🙏🙏🙏

Mankasitraka antsika eee!!!!tena nahafinaritra nandroany  jeudi ndray ary eeTARRAXO 😍 😍  👉Aiza daholo amin'izay isika mi...
09/06/2026

Mankasitraka antsika eee!!!!
tena nahafinaritra nandroany

jeudi ndray ary ee

TARRAXO 😍 😍

👉Aiza daholo amin'izay isika mitady :

*Pas de base
*Figure
*Technique
*Style
*Musicalité

Tongava ary e
Zay tsy tonga hanenina
Hihihi

TARRAXO VIBES 😍😍😍😍

Merci beaucoup 🙏🙏

👉Danse de couple avec coach Emajacks

Ny ora
🔺 Jeudi :
🕜 12h30_14h30

🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY ( Fujifilm 2em étage )
👉
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02

Sur message privé
Fb : Emajacks Emaj

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


07/06/2026

Akory iaby e!!!

Speciale 🔺 Tarraxo 🔺

👉 🔺Tarraxo🔺 ndray ny lesona tsika amin'ny jeudi ho avy izao
👉Aiza daholo amin'izay isika mitady :

*Pas de base
*Figure
*Technique
*Style
*Musicalité
,momba an'ny Tarraxo

Tongava ary e
Zay tsy tonga hanenina
Hihihi

TARRAXO VIBES 😍😍😍

👉Danse de couple avec coach Emajacks

Ny ora
🔺 Jeudi :
🕜 12h30_14h30

🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY ( Fujifilm 2em étage )
👉
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02

Sur message privé
Fb : Emajacks Emaj

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


03/06/2026

Akory iaby eee!!!
🔺 Ela ela isika tsy nandihy Danse sportive zay

🥰 Aza adino fa misy bonus rock

👉Aiza daholo isika hanomana compétition ireny

👉Koa miomana demain fa spécial 🔺Rumba🔺 demain

Izy ity dia natokana ho antsika rehetra, na compétiteurs ianao na tsia

fa tongava fa samy ahazo tombotsoan'ny tsirairay avy

Improvisation danse by Princia Officiel _ Zaho fa tsy afaky

🙏 Tongava daholo ary e

NB:
* Misy olana kely Messenger page ko ty fa aleo tonga de midira mp direct am facebook ko Emajacks Emaj raha mila fanazavana fanampiny ami'ny Mp

Merci beaucoup 🙏🙏

👉Danse de couple avec coach Emajacks

Ny ora
🔺 Jeudi :
🕜 12h30_14h30

🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY ( Fujifilm 2em étage )
👉
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02

Sur message privé
Fb : Emajacks Emaj

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


Akory iaby eee!!!             🔺Mbola kizomba ihany ny lesona ami'ny jeudi 🔺 👉 Tsisy danse isika amin'ny mardi fa amin'ny...
22/05/2026

Akory iaby eee!!!
🔺Mbola kizomba ihany ny lesona ami'ny jeudi 🔺

👉 Tsisy danse isika amin'ny mardi fa amin'ny Jeudi ho avy izao vao misy 😍😍


NB:
* Misy olana kely Messenger page ko ty fa aleo tonga de midira mp direct am facebook ko Emajacks Emaj raha mila fanazavana fanampiny ami'ny Mp

Merci beaucoup 🙏🙏

👉Danse de couple avec coach Emajacks

Ny ora
🔺 Jeudi :
🕜 12h30_14h30

🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY ( Fujifilm 2em étage )
👉
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02

Sur message privé
Fb : Emajacks Emaj

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


🔺 Mankasitraka anareo foana eee!!!             🔺 URBAN KIZ🔺 👉 Urban kiz ndray zao, amin'ny Jeudi ho avy izao 😍😍 Tongava ...
19/05/2026

🔺 Mankasitraka anareo foana eee!!!
🔺 URBAN KIZ🔺
👉 Urban kiz ndray zao, amin'ny Jeudi ho avy izao 😍😍

Tongava daholo ianareo zay liana eee!!

NB:
* Misy olana kely Messenger page ko ty fa aleo tonga de midira mp direct am facebook ko Emajacks Emaj raha mila fanazavana fanampiny ami'ny Mp

Merci beaucoup 🙏🙏

👉Danse de couple avec coach Emajacks

Ny ora
🔺 Jeudi :
🕜 12h30_14h30

🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY ( Fujifilm 2em étage )
👉
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02

Sur message privé
Fb : Emajacks Emaj

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


🥰 🙏 🙏🥰 !!🔺Tonga amizay Coach Emajacks              🔺 Spécial Rock 🔺Aiza daholo amin'izay isika nangataka cours de danse ...
15/05/2026

🥰 🙏 🙏🥰 !!

🔺Tonga amizay Coach Emajacks

🔺 Spécial Rock 🔺

Aiza daholo amin'izay isika nangataka cours de danse "Rock" iny
Amin'ny mardi ho avy izao dia hisy ny cours de danse rock ho an'ny débutant(e) sy ho an'ny avancé(e)

💪👉Aiza daholo amin'izay ary isika avancé(e) mitady figure danse " Rock " mbola tsy fahita ireny

Tongava daholo ianareo zay liana eee!!

Nb:
* Tsy midika izany fa tsy ho hisy ny manalazy SBK,tsia tompoko
Misy ho an'izay te hanalazy SBK

* Misy olana kely Messenger page ko ty fa aleo tonga de midira mp direct am facebook ko Emajacks Emaj raha mila fanazavana fanampiny ami'ny Mp

Merci beaucoup 🙏🙏

👉Danse de couple avec coach Emajacks

Ny ora
🔺 Mardi:
🕜 12h_14h

🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY ( Fujifilm 2em étage )
👉
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02

Sur message privé
Fb : Emajacks Emaj

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


💥 !!👉Danse de couple avec coach EmajacksNy ora 🔺 Mardi:                  🕜 12h15_14h🔺 Jeudi :                    🕜 12h15...
11/05/2026

💥 !!

👉Danse de couple avec coach Emajacks

Ny ora
🔺 Mardi:
🕜 12h15_14h
🔺 Jeudi :
🕜 12h15_14h

🔺Plus Manalazy be 😍🤩😍

mandray foana izahay na :
~ Vehivavy / Lehilahy
~ Tanora / Lehibe
~ Niveau Débutant(e)
~ Niveau Avancé(e)

🔺Ny toerana :
_Grande salle ANALAKELY ( Fujifilm 2em étage )
👉
Fanazavana fanampiny:
038 43 892 02

Sur message privé
Fb : Emajacks Emaj

💥💥💥 Raikitra Ary eeeeee
Aza adino ny mi-s'abonner ny page😉


Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MJ Dance posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share