Ambohimalaza XV Rugby

Ambohimalaza XV Rugby Club de rugby à 15 d'Ambohimalaza

Match amical 14/04/25 🏈🏈 AXVR Ambohimalaza VS BCM Mahazo
16/04/2025

Match amical 14/04/25 🏈🏈 AXVR Ambohimalaza VS BCM Mahazo

🏉 Mirary taona  2️⃣0️⃣2️⃣5️⃣  feno fahombiazana ho an'ny   ee 🍻
24/02/2025

🏉 Mirary taona 2️⃣0️⃣2️⃣5️⃣ feno fahombiazana ho an'ny ee 🍻

Mandeha ny entrainement ny alahady zao any an tanàna, amin'ny ny ora mahazatra. Mifanentana fa tsika ihany io 🏈🏈
21/02/2025

Mandeha ny entrainement ny alahady zao any an tanàna, amin'ny ny ora mahazatra. Mifanentana fa tsika ihany io 🏈🏈

Arahabaina nahatratra ny taona daholo isika ee 🏉🏉 Mirary fahasalamana sy fahombiazana amin izay ataon' ny tsirairay ato ...
02/01/2025

Arahabaina nahatratra ny taona daholo isika ee 🏉🏉 Mirary fahasalamana sy fahombiazana amin izay ataon' ny tsirairay ato anatin'ny klioba 👊 toko tapaka, vilany nitongilana, izay tsy nety harenina 💪

MATCH ny Alahady 26/11/24 🏈🏈⛔️ Izay rehetra mbola tsy nanao sonia ny LICENCE vaovao 🇲🇬 dia mila manao izany mandritra ny...
21/11/2024

MATCH ny Alahady 26/11/24 🏈🏈
⛔️ Izay rehetra mbola tsy nanao sonia ny LICENCE vaovao 🇲🇬 dia mila manao izany mandritra ny fanazaran-tena ny Zoma 22/11/24 izao satria tsy maintsy plastifier na ny Asabotsy daholo ny licences.
Ny licences tsy voasonia sy tsy plastifiés dia tsy afaka manao match ny Alahady 👎

🏈🏈 MATCH ntsika ny Alahady 17 desambra 2023 amin'ny 12h30, kianja Amoronankona👉 Fahatongavana eny an-kianja amin'ny 10h3...
13/12/2023

🏈🏈 MATCH ntsika ny Alahady 17 desambra 2023 amin'ny 12h30, kianja Amoronankona
👉 Fahatongavana eny an-kianja amin'ny 10h30 ho an'ny mpilalao rehetra

🔥🔥 Fanazaran-tena ny Alarobia sy Zoma isaky ny amin'ny 12h eny amin'ny kianja Ambohimalaza

🤜🤛 Aoka hifampitapita daholo ee !!

👉 🏈🏈🏈MATCH manaraka: Alahady 03/12/23 amin'ny 12 ora, Kianja Amoronankona👉Fahatongavana eny an-kianja: 10 ora.⚠️Entraîne...
29/11/2023

👉 🏈🏈🏈MATCH manaraka: Alahady 03/12/23 amin'ny 12 ora, Kianja Amoronankona
👉Fahatongavana eny an-kianja: 10 ora.
⚠️Entraînement; Alarobia sy Zoma amin'ny 12 ora, kianja Ambohimalaza

👉MATCH amin'ny alahady 26/11/23 amin'ny 3 ora tolak'andro, Kianja Amoron'ankona 🏉🏉>Fahatongavantsika rehetra eny an-ianj...
20/11/2023

👉MATCH amin'ny alahady 26/11/23 amin'ny 3 ora tolak'andro, Kianja Amoron'ankona 🏉🏉
>Fahatongavantsika rehetra eny an-ianja: amin'ny 1ora
>Entraînement fanamafisana an izay natao tamain'ny alahady teo ny Alarobia sy Zoma, kianja Ambohimalaza.

Isaky ny alahady 9h30 ny entrainement ankoatry Alarobia sy ny Zoma. Kianja Ambohimalaza.Sedera Rakoto Sedera Rakoto Nari...
02/10/2023

Isaky ny alahady 9h30 ny entrainement ankoatry Alarobia sy ny Zoma. Kianja Ambohimalaza.
Sedera Rakoto Sedera Rakoto Narindra Herman Rakotomalala Mamy Tina Andre Stéphano Ratsimbazafy Anthonyo Ratsimbazafy Fanantenana Na Pepr Fotsn Hasland Ferdinand Niaina Ajarim Chrétien Rakotonirina Nandrianina Emmanuel

LICENCESMankasitra ireo efa nahafeno ny dossiers ilaina aamin'ny fanavaozana licences.Efa mamaramparana ny fandraisana d...
21/09/2023

LICENCES

Mankasitra ireo efa nahafeno ny dossiers ilaina aamin'ny fanavaozana licences.
Efa mamaramparana ny fandraisana dossiers isika

Décrassage 🤪🏈
12/09/2023

Décrassage 🤪🏈

01/08/2023

Arakaraky ny fanazaran-tena ny hatsaran'ny vokatra 🏈💪🦵

Address

Ambohimalza
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ambohimalaza XV Rugby posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category