FC S.A

FC S.A ⭐⚽Les performances individuelles ce n'est pas le plus important on PERD et on GAGNE en EQUIPE 🤞🏻💕💪🏻

⭐PRIÈRE - ⭐AMICAL -⭐ ÉFFORT

Mahafaly ny club FC S.A ny manolotra ireo mpilalao mivondrona ato anatin'ny club 🥳🫰🏻Na dia tsy mbola manana ny maillot p...
15/02/2025

Mahafaly ny club FC S.A ny manolotra ireo mpilalao mivondrona ato anatin'ny club 🥳🫰🏻

Na dia tsy mbola manana ny maillot personnaliser avec logo FC S.A aza ny club dia faly manolotra antsika ireto mpilalao mavikitrika be ireto✨🫶🏻

Manasa antsika hanaraka ny pejy ary hanohana ireto bandy kely bogosy ireto😁🥰

Manantena ny fahonanareo rehetra 🫱🏻‍🫲🏽Mankasitraka tompoko !🙏🏻

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FC S.A posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share