25/05/2026
Ny Tinay Lodge dia maneho fisaorana sy fankasitrahana lehibe ho an’ny METM Fitiavana Avaradoha tamin’ny fahatongavana sy ny fahatokisana anay nandritra ny fankalazana ny Lundi de Pentecôte. 🙏
Faly izahay nandray anareo teto amin’ny toerana ary manantena fa nahafinaritra sy nahafa-po ny fotoana niarahana teto amin’ny Tinay Lodge.
Mankasitraka indrindra tamin’ny fiarahana sy ny fahatokisana.
Tongasoa hatrany ianareo amin’ny fotoana manaraka. ❤️
📍 Tinay Lodge – Isoavina Ambanitsena