FM2TR Fikambanan'ny Mpanabe sy ny tena Tia Rugby

Anio ny fahatsiarovana an'ireo mahery fo nahafoy ny ainy tamin'ny tolona fitiava_tanindrazana!
07/02/2020

Anio ny fahatsiarovana an'ireo mahery fo nahafoy ny ainy tamin'ny tolona fitiava_tanindrazana!

Ny tontolo madio ary voakajy ny antoky ny hoavin'ny taranaka rahatrizay
01/02/2020

Ny tontolo madio ary voakajy ny antoky ny hoavin'ny taranaka rahatrizay

Amin'izao voina mahazo ny havana aman_tsakaiza izao dia miaraka miobom_po amintsika malagasy rehetra izahay ary mivavaka...
25/01/2020

Amin'izao voina mahazo ny havana aman_tsakaiza izao dia miaraka miobom_po amintsika malagasy rehetra izahay ary mivavaka mba ho afaka soa aman_tsara izao safidrano be izao.mankahery antsika hatrany!!!

24/01/2020
Vita soama_tsara ny fambolen_kazo izay niarahana tamin'ny président! Ary manetana antsika rehetra mba hikajy hatrany iza...
19/01/2020

Vita soama_tsara ny fambolen_kazo izay niarahana tamin'ny président! Ary manetana antsika rehetra mba hikajy hatrany izany tontolo iainana izany.mankasitraka tompoko!!

Haverintsika ho nosy maintso i Madagasikara
18/01/2020

Haverintsika ho nosy maintso i Madagasikara

Mbola manatitra hatrany ny fiarabana anao Mrs le maire an!!✌✌
17/01/2020

Mbola manatitra hatrany ny fiarabana anao Mrs le maire an!!✌✌

Miarahaba anao izahay Andriamatoa ben' ny tanana.malehova mahalasana amin' ny adidy izay iadraiketanao.
16/01/2020

Miarahaba anao izahay Andriamatoa ben' ny tanana.malehova mahalasana amin' ny adidy izay iadraiketanao.

Totosaina androany ny famidrapahefana!! Nahazo maire vaovao isika!!! ✌✌✌
16/01/2020

Totosaina androany ny famidrapahefana!! Nahazo maire vaovao isika!!! ✌✌✌

Ora vitsy sisa no iandrasana dia ho eo ampela_tananao Atoa Ben' ny tanana vaovao ny fampandrosoana ity renivotry gasikar...
15/01/2020

Ora vitsy sisa no iandrasana dia ho eo ampela_tananao Atoa Ben' ny tanana vaovao ny fampandrosoana ity renivotry gasikaran_tsika ity!!!

Reraky ny asa aman-draharaha isika, indro ary mba misy fampiomehezana kely mba ho hafaliana hoetina hatory!!!
14/01/2020

Reraky ny asa aman-draharaha isika, indro ary mba misy fampiomehezana kely mba ho hafaliana hoetina hatory!!!

Ny tantara miraikitra ao am_po sy ao an_tsaina
14/01/2020

Ny tantara miraikitra ao am_po sy ao an_tsaina

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FM2TR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category