12/07/2026
Hisaorana ilay andriamanitra andriananahary mehefa ny zava-drehetra fa tontosa soamatsara ny section Tana ville hoan'ireo solofo dimbin'ny alan'ny kickboxing ireto ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ
Tsy hay ny tsy hisaotra ny prรฉsident ny section sy ireo staffs miaraka aminy taminy fikarakarana rehetra ka nahatontosa izany fifaninanana izany
Tsy adino ihany koa ny prรฉsident de club sy ireo Ray aman-dreny nanohana vao nanomboka hatraminy farany ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐๐ผ
Tsara ny vokatra raha ny androany satria nanana mpikatrok'ady 9 ny club ny 6 tamin'ireo dia mรฉdaille d'or ๐
๐
๐
๐
๐
๐
, ny 3 kosa dia mรฉdaille d'argent ๐ฅ๐ฅ๐ฅ
Ny nanamarika ity fifaninanana ity kosa dia azon'i Maria avy eto club ny meilleure combattante ๐