3FB CLAM Karaté-Do Befelatanana

3FB CLAM Karaté-Do Befelatanana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 3FB CLAM Karaté-Do Befelatanana, Martial Arts School, Andakana, Antananarivo.

Fisaorana,Izahay fianakavian’Itkpl Hanshi RANDRIAMIARAMANANA Justin Désiré « Radezy » dia maneho fisaorana sy fankasitra...
23/05/2026

Fisaorana,

Izahay fianakavian’Itkpl Hanshi RANDRIAMIARAMANANA Justin Désiré « Radezy » dia maneho fisaorana sy fankasitrahana feno hoan ny mpikambana rehetra ato amin Club 3fb CLAM karaté Do izay noforoniny sy natsangany ary nanokanany ny ampahany betsaka tamin ´ny fiainany : ny Ray Aman -dReny sy ny ankizy rehetra tsy ankanavaka , ny mpikambana taloha , ny namana rehetra tsy mahafoy nanohana an i Hanshi Radezy hatrizay , ireo solon-tena sy ambaratonga rehetra tonga nidodododo, nampionona sy nankahery anay tamin’ny fahoriana izay nihatra taminay.

Tsara levenana ny maty. Ny Tompo Andriamanitra anie hamaly fitia anareo tsirairay avy. Misaotra Tompoko.

 lehibe no ilazana antsika fa nandao antsika omaly Alakamisy 14 Mai 2026 Hanshi RANDRIAMIARAMANANA Justin Désiré izay Fo...
15/05/2026

lehibe no ilazana antsika fa nandao antsika omaly Alakamisy 14 Mai 2026 Hanshi RANDRIAMIARAMANANA Justin Désiré izay Fondateur ny CLUB 3FB CLAM Karaté-Do rehefa nivahiny 92 taona teto an-tany.
Ity no solon ' ny Fampandrenesana

Address

Andakana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 3FB CLAM Karaté-Do Befelatanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share