Roov Salle de sport à Mahazo 💪🏼
🔸Crosstraining 🔸Boxe
🔸Zumba 🔸Ninja kids

🌷 Tratry ny Fetin’ny Reny! ❤️Mankasitraka anareo reny rehetra izahay noho ny fitiavana sy ny hery entinareo isan’andro.💛...
31/05/2026

🌷 Tratry ny Fetin’ny Reny! ❤️

Mankasitraka anareo reny rehetra izahay noho ny fitiavana sy ny hery entinareo isan’andro.
💛 Mirary fahasalamana, fahasambarana ary fitahiana ho anareo rehetra ny ekipan’i Roov Fitness.

27/05/2026

Tsara ny fiarahana rehefa samy manome ny tsara avy ao am-po ❤️ Ianareo tonga eto mila anay, izahay kosa vonona hanohana anareo isan’andro.”


🌙 Mbola fahasambarana foana ny mifankahita ety amin’ny salle, mifampahery ary miaraka mikotrana 💪🖤Eid Moubarak ho an’ny ...
27/05/2026

🌙 Mbola fahasambarana foana ny mifankahita ety amin’ny salle, mifampahery ary miaraka mikotrana 💪🖤
Eid Moubarak ho an’ny communauté Roov rehetra ✨🤍

“Iza le oe tsy anao be fa maivana² ihany androany…” 😌…kanefa aveo : 💀🥵 “depassement de soi” indray no azo 😂🔥
20/05/2026

“Iza le oe tsy anao be fa maivana² ihany androany…” 😌
…kanefa aveo : 💀🥵 “depassement de soi” indray no azo 😂🔥

19/05/2026

Efa sitrana ary ve Nomasy, ela2 tsy itanay tao am Roov ? 😂

19/05/2026

Parfois il suffit d’une seule séance… pour retrouver motivation, énergie et discipline 🔥
Le plus dur… c’est juste d'arriver à la salle 😉

🔥 🎉ASCENSION 🎉🔥Misokatra amin’ny ora mahazatra i Roov rahampitso 💪⏰😮Aza tapahana ny rythme-nao 😎Cross • Boxe • Dory📍 ROO...
13/05/2026

🔥 🎉ASCENSION 🎉🔥

Misokatra amin’ny ora mahazatra i Roov rahampitso 💪⏰😮

Aza tapahana ny rythme-nao 😎
Cross • Boxe • Dory

📍 ROOV FITNESS
“Stay Active, Stay Healthy”

Rahampitso ny fotoana ao am salle e 🔥Misy cours mety aminao ao amin'ilay sady maha forme no Fun. 😁🔥❤️🔥 Mention spéciale:...
05/05/2026

Rahampitso ny fotoana ao am salle e 🔥
Misy cours mety aminao ao amin'ilay sady maha forme no Fun. 😁🔥❤️

🔥 Mention spéciale: BoomX Alarobia hariva miaraka am Jessy sy Rira. Tena milay io fa aza dinganina, indrindra ho an ireo mpankafy boxe na ihany koa tia cardio sy HIIT 🔥

Address

Mahazo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 12:30

Telephone

+261325025863

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Roov posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share