Commission Beach Soccer & Futsal

Commission Beach Soccer & Futsal Foot en Salle et Beach Soccer

04/06/2025
04/11/2024
31/10/2024

โšฝ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ†๐—–๐—›๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ข๐—ก๐—ก๐—”๐—ง ๐—ก๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก๐—”๐—Ÿ ๐—™๐—จ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—Ÿ

HIFARANA RAHAMPITSO 1 NOVAMBRA NY FIFANINANANA

Hotanterahina ao @ GYMNASE AKONRONDRANO avokoa ireo lalao famaranana

Hisy ny "animations" maro isan-karazany ary hisy ihany koa ny MATCH de DEFI hifanandrinan'ny mpikambana ao @ Komity Mpanatanteraka sy ireo filohan'ny ligim-paritra.

TONGAVA MARO








25/07/2024

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโšฝ๐Ÿ†๐—–๐—›๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ข๐—ก๐—ก๐—”๐—ง ๐—ก๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก๐—”๐—Ÿ ๐—™๐—จ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—Ÿ
โœ…Ny volana Aogositra sy Septambra 2024 izao no hotanterahina eto Antananarivo ny fifaninana nasionaly izay iarahana amin'ny Commission Beach Soccer & Futsal ho an' ireto sokajin-taona ireto :
๐Ÿ†—๐”13
๐Ÿ†—๐”15
๐Ÿ†—๐”17
๐Ÿ†—๐•๐žฬ๐ญ๐žฬ๐ซ๐š๐ง : + 35 ๐š๐ง๐ฌ
๐Ÿ†—๐’๐ฎ๐ฉ๐ž๐ซ ๐ฏ๐žฬ๐ญ๐žฬ๐ซ๐š๐ง : + 45 ๐š๐ง๐ฌ

๐Ÿ“‘Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ireo rehetra maniry ny handray anjara, ary hifarana ny 15 aogositra izao
Fisaratana anarana sy fanazavana fanampiny : 034 05 901 92





11/06/2024

โšฝ CHAMPIONNAT NATIONAL FUTSAL โšฝ

Hontanterahana ny volana aogositra sy septambra zao ny fifaninanana nasionaly FUtsal eto Antananarivo izay karakarain'ny Federationa Malagasy ny baolina kitra.
Ny fisoratana anarany Dia efa misokatra Ary hifarana ny 15 jolay izao.
Raha misy Mila fanazavana fanampiny Dia afaka miantso ity laharana ity0340590192.
Ny fitsipika mahakasika ny fifaninanana kosa Dia azonao jerena ao amin'ny tranokalan'ny FMF(wwwfmf.mg)

Contact : 034 05 901 92

11/05/2024

โšฝ๏ธ๐Ÿ–๐Œ๐€๐™๐€๐•๐€๐‹๐Ž๐‡๐€ ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ - ๐๐ž๐š๐œ๐ก ๐’๐จ๐œ๐œ๐ž๐ซ

Ireo Ligy miisa 10 handray anjara aminโ€™ity fifaninana ity .

Hizara vondrona roa (02) izy ireo ary aminโ€™ny alalanโ€™ny hatsapaka kosa no ahafatarana ireo izay hiray vondrona .

Ireo mpiara-miombonโ€™antoka:
Telma Madagascar (Partenaire Officiel)
Assurances ARO (Assureur Officiel)






Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Commission Beach Soccer & Futsal posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category