∆ Fana Lahidi ∆

∆ Fana Lahidi ∆ Né pour servir, formé pour élever
À la gloire du service et de l’effort
Guidé par la lumière, porté par le devoir.
(3)

We're all in the same game just different levels. Dealing with the same hell just different devils.

Mbola anaty   tsika ka 🔥Coucou Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋🫣 (ho voaompan'i   eto ny iafarako n'y farany 🫣)∆ Fana Lahidi ∆ 🗝️ fans...
31/08/2026

Mbola anaty tsika ka 🔥

Coucou Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋🫣 (ho voaompan'i eto ny iafarako n'y farany 🫣)

∆ Fana Lahidi ∆ 🗝️
fans 🔥

  ZANY fa   🧠Droit anao ny maka aina Raha toa ka tafitohana sy nianjera ianao!! (Olombelona ianao)Ampianarina antsika fo...
26/08/2026

ZANY fa 🧠

Droit anao ny maka aina Raha toa ka tafitohana sy nianjera ianao!! (Olombelona ianao)

Ampianarina antsika foana taloha hoe rehefa avy mianjera dia mitsangàna aingana!!!!!

!!

Raha sanatria ka tafitohana ka nianjera ianao,
mipetraha aloha , aza maika n'y hanohy nefa ny Antony nampianjera anao aza tsy azonao akory hoe inona 🤔!!!!

👉Atodiho ny loha
👉diniho hoe inona no nahatonga anah nianjera Téo ??????
👉Taiza ilay toerana
👉Iza avy no niaraka tamiko, tena soutien vé sa vao nisy blem dia iny niala ????
👉Inona ilay erreur nataoko, inona ilay sakana ????
👉Raha Mbola miverina amin'io toerana io Zah ndray andro any dia ahoana ny ataoko tsy hianjeràna eo intsony!!!!!

Rehefa une fois azonao sy fantatrao hoe inona no nampianjera anao, Zay vao mitsangàna manohy ny lalana fa ianaro aloha ny erreur natao tsy hiverina intsony.

🔥Aza miraraha ze vavan'olona any hoe Mbola Zao enao na Zao enao, tsy mifaninana amin'iza na Iza enao ary mety hoe mandeha miadana enao fa kosa tsy maintsy ho tonga!!!!! Eo ilay différence !

🔥Ary ny fandeanana miadana tsy fahataràna sanatria fa fitandremana sy fahalalana ny lalankizorana, Ary tsy ireo Zay Tonga aloha no harabaina fa ireo Zay Tonga soamantsara sy ampahamendrehana tanteraka

Olona manampahendrena ianao 🔥

Mirary ny soa sy ny tsara indrindra hatrany ihany 🔥🙏❤️

Mandrosoa Hasina tompoko 🙏
∆ Fana Lahidi ∆ 🗝️
fans 🔥

: EFA miverina disponible ny pagen'i Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋ho anareo rehetra hanao commande.

Mirary   ❤️🤍💙EFA miverina disponible hono Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋 dès demain dia EFA misy livraison ❤️Faites votre commandes ...
19/08/2026

Mirary ❤️🤍💙

EFA miverina disponible hono Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋 dès demain dia EFA misy livraison ❤️
Faites votre commandes 🤍🤍

∆ Fana Lahidi ∆ 🗝️
fans 🔥

Tena Raha ireo   dia be n'installena ireo EFA ela no tokony ho hita ny ambadik'izao Zavatra izao!!!!!!!!!!! Maha ontsa A...
20/07/2026

Tena Raha ireo dia be n'installena ireo EFA ela no tokony ho hita ny ambadik'izao Zavatra izao!!!!!!!!!!!

Maha ontsa Ary tena mahatezitra ilay zavamisy eto tompoko fa !!!!!!

  Kely indray Ary hoe hijereko anareo Zay tena Mbola ato 🔥💪😊  ve ato ?????👉 asio   hoe MBA HO MOTIVATION n'y hafa tsy mi...
18/07/2026

Kely indray Ary hoe hijereko anareo Zay tena Mbola ato 🔥💪😊
ve ato ?????

👉 asio hoe MBA HO MOTIVATION n'y hafa tsy mikotrana ato, ataovy amin'ny commentaire ao fa maro bé Kay ny olona tsy mikotrana no miaraka amtsika ato, ndao mba motivena zareo reny 😊 hanao exercices Kely tsindraindray, asio sarinareo dia hazavao fohifohy hoe fa Manin ianao no mikotrana Ary inona avy no novain'ny kotrana tamin'ny fiainanao, sy ny ady mety mafy nandalovanao nefa nanavotra anao ny sport mino aho fa tsy vatana fotsiny no novainy ô ?

👉Dia ho anareo tsy mikotrana 🔥RAHA NY ⚕️ NA NY 💵 NO MIHENA ZAY VAO TOKONY HO kivy sy hoe OLANA BE!!!!!! 🤷 (Mpikotrana ah fa tena ny ah ny priorité ako vola aloha )

👉karakarao arakze vita fotsiny ilay vatana MBA ho 💪😊 satria io no imagenao voalohany
Ny zavadehibe dia hoe à l'aise tsara ve ianao anatiny ????
Salama vé ianao ao anatiny
Zay ihany !!!!!
👉Aza ampithaina amin'olona, fa mlay be io vatanao io
Na mihena io na mitombo aza iasàna saina rehefa Salama sy miditra ao aminao ny vola sy ny fahasoavana☺️ dia averiko ihany rehefa Salama ianao, rehefa Salama ianao dia Zay no zavadehibe, (nefa ny kotrana tena lazaiko anao fa tena mahasalama io rehefa atao ampisainana sy ampilaminana)
dia aza manisy pression bé ny tenanao hoe tsy maintsy Zao não Zao fa rythme anao arahina
👉Io vatako io Zao tena Zara Raha 3 fois ngamba sisa no tafikotrana anatin'ny semaine raha misy,
taloha NEFA anisan'ireo olona VAO juste mihena ray kilao na 2 kg de muscles fotsiny dia EFA mikoropaka,
6 fois par semaine tsy maintsy nikotrana taloha, vao tapaka une journée dia marary andoha be 😂🤣
Fa Niova le priorité moa Tonga saina ah hoe fa rehefa hoe Salama tsara ahy ato anatiny dia zay!!!!!

😊

Maro mantsy n'y olona no vao mikotrana dia manao mafy bé dia avy eo kivy sy mihena le motivation, dia avy tsy mahavita intsony,

👉ataovy miadana, arakin'ny rythme anao, asivo discipline ftsn hoe au moins intelo par semaine ah rangah tsy maintsy MBA manao exercices physiques Kely an, dia ataovy ampitiavana, ampitsikiana sy hafaliana rehefa manao azy dia ahazo tsirony sy ho tianao ny manohy azy ❤️, aza dur be am tenanao 🙏 satria MAHAFINARITRA ny Miaina ❤️🧬💪😌❤️ ifalio n'y miaina 💪😊 isaory ny fiainana ❤️

Zay fa Samia ho tahian'Andriamanitra avokoa ❤️ mirary fahasalamana sy fahasoavana Ary vola miditra bé dia be 💵⚕️❤️ na ho an'ny Mpikotrana na tsia.

Mandrosoa Hasina tompoko 🔥❤️

: EFA hiverina amtsika ny produit Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋ato ato fa Mbola misy organisation interne bé dia be ataondreo hono ao, fa miomàna daholo le navitrika nanao prise de masse propre hatramzay rehetra tato sy niaraka tamzareo sy ho anareo Zay zao vao hiaraka amzareo 💪😊 hanamboatra HOZATRA BE 💪, ho ahy manokana na Tonga eo aza ny produit tena tazomiko amzao ihany vatako zalah ai 😅 , tsy vitako tsony le kotrana be taloha sy ny fanarahana diète be, asako amzao tena am tonne, mila halasa adala, en revanche ETO foana ah mampianatra ze Kely haiko amin'ny lafin'ny musculation ho antsika mpikotrana rehetra ato amin'ny page, lasa développement personnel sy psychologie foana no sujet lasa voaresaka tato ato fa ezahiko combinena izy Telo ireo amzay samy mahazo ny tandrify azy ny tsirairay mpanaraka ato 🔥🧠 ❤️🙏😊

fans 🔥

𝗛𝗼 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗹𝗲𝗵𝗶𝗹𝗮𝗵𝘆,   𝗻𝗮 𝗶𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗼   𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗺𝘆 𝗹𝗲𝗵𝗶𝗯𝗲 𝗻𝗮 𝗶𝗻𝗼𝗻𝗮 🙅‍♂️(   any)🟢fa ny fisin'io no angovo voalohany m...
14/07/2026

𝗛𝗼 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗹𝗲𝗵𝗶𝗹𝗮𝗵𝘆, 𝗻𝗮 𝗶𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗺𝗲𝘁𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗺𝘆 𝗹𝗲𝗵𝗶𝗯𝗲 𝗻𝗮 𝗶𝗻𝗼𝗻𝗮 🙅‍♂️

( any)

🟢fa ny fisin'io no angovo voalohany mahatonga anlah sy amin'ny zavatra maro amin'ny fiainanlah.☝️⏫⬆️
Sady
👉raha misy olona azonlah hitokisana dia io
👉Raha misy olona tsy hanary anlah mandrakizay dia io
👉Raha misy olona tena tia anlah amin'ny fony manontolo dia io.
👉Sady porte bonheur io no porte chance no ity aho eto averiko ihany fa io zaza io no anisan'ny hitondra anlah amin'ny avo indrindra amin'ny fiainanlah

🟢Ka tiavo izy tena tiavo dia ho hitanlah ny soa sy ny tsara hoentin'io zaza io tamin'ny fiainanlah. ❤️

Sahiko no mijoro vavolombelona eto fa ny fisian'i no anisan'ny facteurs lehibe nampivoatra ahy na arabatana, na arak'asa na ara-bola na inona na inona...

(Le sary farany ao mampiseho hoe otran ahoana ah tamzah mbola tsy nanana azy sy izy vao voalohany tonga tamin'ny fiainako)

Mirary soa sy amin'ny zay rehetra atao lesy dia ho tahian'Andriamanitra elah sy ny fianakavianlah 🙏❤️

Teny atsipy ho an'ny olonkendry lesy ral ❤️

any ho hitan'ny zay mety mila azy 🔥😊

∆ Fana Lahidi ∆ 🗝️

: tsy manana olana amin'ny maman'i jade aho fa maro fotsiny ny cas hitako hoe :
narianlery ny zanany satria niady kely izy mivady, na hoe narianlery ny zanany satria misy olana entre anle fianakams an'ny ray na ny iray sns...
Dia lasa kamboty velondray le zaza avy eo...
Dia manafatra fotsiny aho androany hoe io zaza io zalah, no anisan'ny porte chance sy hitondra avo anlisany, anisan'ny nandalo ady be zah miteny anlisany io ary raha misy olona tokony nilavo lefona tamin'ny adidy tokony nosahaniko dia zah ngamba satria, tao ny fanilikiliana, endrikendrika, coup monté, corruption, lainga, hatramin'ny fangalarana ny zanako sy ny fikokonkonana ny hanagadrana ahy ankolaka saika ho ataon'ny sasany fa mbola mijoro ah ankehitriny, ary niady hatramin'ny farany ah dia io hitanlisany miaraka am zanako io aho, satria non seulement tiako ny zanako fa mbola ❤️ ary raha vitako io, vitanlisany
Raha nivoatra ah nohon'ny zanako, mino ah fa hivoatra be ihany koa lisany.

AVERIKO ihany, mirary soa lesy 🙏 🔥

fans 🔥

𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗞𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗜𝗢!!!!!!! Averiko ihany !!!!  . 💪(Partageo any mihitsy, ataovy promesse fa vitanao io 🤞) 👉Androany ah, m...
24/06/2026

𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗞𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗜𝗢!!!!!!! Averiko ihany !!!! . 💪
(Partageo any mihitsy, ataovy promesse fa vitanao io 🤞)

👉Androany ah, mitodika manokana aminareo rehetra mandalo ftoana tena sy te hiteny aminareo aho hoe TSY MANDRAKIZAY io! 💪

👉Mitodika manokana aminareo ilay mitsiky manoloana ny olona aho nefa le mitomany irery rehefa tonga ny alina sy irery ao an-trano averiko ihany TSY MANDRAKIZAY io!!!!!💪

👉Mitodika manokana amin'ireo olona reraka ny mody manao hoe ça va amin'ny fiaianany eo imason'olona nefa maratra anaty any TSY MANDRAKIZAY IO io fa ndray andro any tena mbola ho ça va be fa tsy le mody ça va tsony. 💪😊

👉Tsy hoe ianao no tsy tian'ny fiainana na miangatra ny fiainana fa Zao re no fantaro a , tsy lalana tonga dia mahitsy be io fiainana io fa ndraindray io misy fiakarana, Ndraindray io misy fidinana, ndraindray lohataona, ndraindray fahavaratra, ndraindray ririnina

Ekeko hoe misy fotoana enao tena enonao mihitsy hoe miady mafy be ianao zany, ary possible anatiny mihitsy enao zao sanatria, ndraindray ianao mahatsiaro ny tenanao ho very, hoe tsy misy olona mi comprendre ny mahazo anao, na rejeten'olona mihitsy enao na n'abandonnen'olona mihitsy na tsy aiko averiko aminao foana fa : TSY MANDRAKIZAY IO!!!!!!!

Haiko ary fantatro tsara fa rehefa tojo an'io isika dia ny ao antsaintsika dia hoe :
tsy ho tafavoaka eto mihitsy ah rah zao letia e!!!!

👉Nefa zao no tadidio,
✅ny graine 🫘 na ny voa ozy isika malagasy mila alevina vao maniry.
✅Ny diamant 💎mila tefena sy kapohina zay vao lafo vidy sy misy valeurs
✅Ny fiaramanidina 🛫raha manidina mila manatrika rivotra vao tafiakatra.
✅Ny antsy maranitra 🗡️ mila nokapohina sy nodorana dégré ambony be sy nokikisana mafy vao lasa maranitra be. 🔪

Otranzay ihany koa ianao🫵, matoa mafy be ny zavatra lalovanao zao, ity aho eto fa tena ho mafy be sy tena ho ambony be zany ianao atsy ho atsy☝️⤴️⚡.
Matoa mafy be ny hanefena anao zao, mitovy amin'io ihany koa ny valin'ny fijalianao atsy aoriana kely atsy fa mangataka fotsiny aho
✅aza mitsahatra ny mandroso,
✅aza mitsahatra ny mitraka,
✅aza mitsahatra ny manohy na mbola handady aza fa mandrosoa foana fa tena efa kely sisa, ary misy antony matoa mahita an'ity publication ako ity ianao zao.💪

Zah manoratra aminareo io no anisan'ny nandalo fijaliana tsy hay takarina ary tena mafy , impiry lavo aho fa ny tao andohako dia ny hoe tsy mandrakizay io, tsy maintsy tafavoaka eto aho ary hitsangana sy hiazakazaka be indray aho fa tairo. 💪

👉Otranzay ihany koa ianao, tsy maintsy ho tafatsangana ianao, tsy maintsy handroso ianao tsy maintsy hiazakazaka ianao ary ndray andro any hitsiky ianao hijery io fijalianao io hoe , zah moa dia nandalo an'ireny, fa dia ity aho tafavoaka sy tafatsangana ary mbola velona foana, MAFY LAVITRA SY AMBONY LAVITRA NOHO ILAY TAMIN'IRENY.💪😊

👉Ho anareo rehetra zay niaina ady mafy nefa , azonareo partagena any ity hafatra kely ity hankaherezana olona hoe nareo io moa dia nandalo ady mafy nefa dia io tafatsangana io sy mafy be io

👉raha toa ka ianao indray ilay olona mbola anaty ady mafy, dia vao may any mihitsy , ho ataonao promesse fa ndray andro any tsy maintsy ho tafavoaka eo ianao satria nahoana????? Satria sady mafy be ianao no ...

𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗞𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗜𝗢!!!!!!!!

∆ Fana Lahidi ∆ 🗝️

Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋👈

fans 💎

21/06/2026

🚫𝗥𝗘𝗦𝗔𝗞𝗔 #𝗦𝗨𝗜𝗖𝗜𝗗𝗘 🚫
Ho an'ny RAY AMAN-DRENY REHETRA !!! ,

👉Analyse psychologique sy accompagnement ho an'ny ray aman-dreny rehetra no zaraiko ato mba hisorohana ny mety ho loza sanatria ny vava.
na raha RAD ianao na TOKONY HIAINO AZY fa maro ny zavatra tena important sy vital resahiko ao!!!!!!

👉SATRIKO RAHA NY RAY AMAN-DRENY REHETRA MIHITSY NO MIHAINO AZY ITY 🙏🙏🙏🙏

any fa maro ny RAD no tokony hiaino azy ity.

∆ Fana Lahidi ∆

17/06/2026

sy tena iny fa tena tsy 𝗧𝗦𝗬 𝗡𝗔𝗠𝗘𝗟𝗔𝗡'𝗜 𝗝𝗔𝗗𝗘 𝗔𝗛𝗢 raha tsy 💪🥹❤️‍🩹 (mafy le zanako ❤️‍🩹🥹)

𝗭𝗮𝘆 𝗮𝗵𝗼 𝘃𝗮𝗼 𝗵𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗻𝘆 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗮𝗵𝘆 ❤️‍🩹

🔴Nandalo periode tena anisan'ny mangidy be tamin'ny fiainako aho 1 mois mahery zay 😢 ary tena nangidy tamiko NY NIAINA AZY 🕳️

🔴Saika maty aho ara-bakiteny satria sady voan'ny
👉 aho no mbola voan'ny
👉 no mbola voan'ny
👉 🕳️
Tao anatin'ny 1 mois aho efa ho very 10 kg de muscles💪, nareo nahita anah rehetra teny andalana nahita daholo hoe fa naninona Fana🤯?

👉Zao izy fantatrareo, efa kely fotsiny FANA dia saika maty 🏴😅,

🔥Fa tena isaorako an'Andriamanitra fa nisy an'i 𝗝𝗔𝗗𝗘 kely aho tao anatin'izay periode ako izay, vao hitany fotsiny aho hoe mitanondrika dia avy izy manontany ah,
🔥𝗖𝗮 𝘃𝗮 𝗽𝗮𝗽𝗮 🥹?
🔥𝗧'𝗲𝗻 𝗳𝗮𝗶𝘀 𝗽𝗮𝘀 𝗽𝗮𝗽𝗮 𝘁𝗼𝘂𝘁 𝘃𝗮 𝗯𝗶𝗲𝗻🥹.
🔥𝗝𝗲 𝘀𝘂𝗶𝘀 𝗹𝗮 𝗽𝗮𝗽𝗮🥹
🔥𝗩𝗶𝗲𝗻𝘀 𝗽𝗮𝗽𝗮 𝗼𝗻 𝘃𝗮 𝗷𝗼𝘂𝗲𝗿🥹
🔥𝗥𝗲𝗴𝗮𝗿𝗱𝗲 𝗽𝗮𝗽𝗮 𝗷'𝗮𝗶 𝗳𝗮𝗶𝘁 𝗾𝘂𝗲𝗹𝗾𝘂𝗲 𝗰𝗵𝗼𝘀𝗲𝘀 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝘁𝗼𝗶🥹
Misy ftoana elah tena hoe kivy te hanipy gants fa vao mahita azy elah mitsiky dia tsy maintsy mitsiky koa elah 💪🥹
Misy fotoana elah reraka fa vao mahita azy elah dia tsy maintsy mafy satria raha elah no faible eo imasony dia sanatria manary toky koa le zanak'elah dia lasa elah mampiseho foana hoe mafy elah satria (super héro any hono zah, averiny amiko foana zany 🥹)

👉Ty video ty , extrait an'ny zavatra niainanay mianaka tao anatin'ny une journée❤️‍🩹, tiako aseho anareo eto hoe ahaoana ny fomba ntraiten'i jade ahy, rehefa hitany hoe tsy ça va zah.❤️‍🩹

👉tiako zaraina aminareo zay sanatria mbola anaty na anaty amizao ❤️‍🩹💔 satria mety nisy fahoriana nolalovana na sanatria marary na sanatria ny vava nisaraka tamin'olona tena tiana na tsy haiko,

👉te hiteny aminareo fotsiny aho hoe mandalo io ❤️‍🩹
ary ny olona afaka hanala anareo ao dia 𝗢𝗟𝗢𝗡𝗔 𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗧𝗜𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗥𝗘𝗢 @ fony manontolo❤️‍🔥, ny ah dia isaorako ny tompo fa nomeny anty zaza ty zah ho 👼 foana foana foana foana foana 🦸🏽‍♂️

🟢Averiko ihany Ilaina ny ms'entourer olona positif be amin'ny fiainana, ary isaorako daholo daholo ireo olona rehetra teo ho ahy,
👉ireo centaines de messages nalefanareo ahy hitako daholo tompoko fa maro be nareo dia tsy voavaliko ny sasany fa hitako daholo ireny ka dia mankasitraka indrindra tompoko,
👉maro be ihany koa ny niantso mivantana ahy nankahery ahy efa ho adinfiry au téléphone tena hoe maro ianareo fa tena mankasitraka indrindra tompoko 🙏

👉Singaniko manokana eto
zay voalohany teo foana tsy nanary ahy ❤️‍🔥
❤️
Vonifanja zay tena hoe tsy niala foana fa teo foana foana❤️
❤️
le mpiady amiko lava nefa ilay tsy foiko❤️❤️‍🔥❤️‍🩹
Fast protein ᵐᵈᵍ 🧋 ilay tsy niala foana na ahoana na ahoana fa nanohana foana ❤️‍🩹

Ary farany sady tena important be indrindra dia ianareo mpanaraka rehetra ato 🙏 🙇🏽‍♂️
fans

: Mankasitraka an'i Radisson tamin'ny fandraisana sy service fa tena incomparable ny qualité de Service sy ny fikarakarana, afapo zahay mianaka fa dia mankasitraka indrindra tompoko 🙏

15/06/2026

Resaka 🏋️‍♀️🏋️‍♂️
Indro ary ny 🎙️

👉aza simbaina ilay taranja, manjary ho maro ny olona no kamo hilofo anatin'ilay taranja raha ireny no zavamisy sy zavamiseho. 😢

👉Sady afabaraka isika mpikotrana fa aoka mba samy hiaro sy ho sarotiny amin'ilay taranja 🙏

👉Aoka hipetraka ny

Mankasitraka 🙏

∆ Fana Lahidi ∆
fans

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ∆ Fana Lahidi ∆ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ∆ Fana Lahidi ∆:

Shortcuts

Share

Category