CNaPS RUGBY

CNaPS RUGBY Equipe solidaire, responsable et patriote

Nody ventiny ny rano natsakaina eeeMedaly volamena ny Makis r7Medaly volamena P**n sy HeryMankasitraka eee
26/07/2019

Nody ventiny ny rano natsakaina eee
Medaly volamena ny Makis r7
Medaly volamena P**n sy Hery
Mankasitraka eee

Izy mirahalahy no solon-tenantsika CNaPS Rugby any amin'ny JIOI Rugby 7 atao atsy amin'ny Nosy Maorisy.P**n sy Hery
16/07/2019

Izy mirahalahy no solon-tenantsika CNaPS Rugby any amin'ny JIOI Rugby 7 atao atsy amin'ny Nosy Maorisy.
P**n sy Hery

CNaPS-FFFB 2e MiTps
15/06/2019

CNaPS-FFFB 2e MiTps

11/06/2019
CNaPS 24 - 25 FFFBNiondrika tamin'ny isa tery dia tery isika
11/06/2019

CNaPS 24 - 25 FFFB
Niondrika tamin'ny isa tery dia tery isika

Jean Marc na Raseny izay 2e ligne antsika no kapitenin'ny Makis U20 amin'ny RUGBY AFRICA TROPHÉE BARTHÉS / BARTHÉS CUP U...
17/04/2019

Jean Marc na Raseny izay 2e ligne antsika no kapitenin'ny Makis U20 amin'ny RUGBY AFRICA TROPHÉE BARTHÉS / BARTHÉS CUP U20 any Edward School - Zimbabwe.
Miaraka aminy any i Bolo - Bruna - Lalao kely - Nandrianina
Mirary soa azy ireo

Niangaliany ny famadihana isa ny baolina netin-tanana
12/03/2019

Niangaliany ny famadihana isa ny baolina netin-tanana

Ny mpanazatra sy ireo mpanampy azy
11/03/2019

Ny mpanazatra sy ireo mpanampy azy

11/03/2019
Gelo, isan'ireo namiratra nandritry ny lalao nihaonana tamin'ny FTM
11/03/2019

Gelo, isan'ireo namiratra nandritry ny lalao nihaonana tamin'ny FTM

Essai de K.O de Hery
11/03/2019

Essai de K.O de Hery

Amin'ny Alahady ny fotoana
01/03/2019

Amin'ny Alahady ny fotoana

Address

Ampefiloha
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CNaPS RUGBY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category