16/01/2026
Miarahaba, Indro ny taratasy ofisialy manambara fa malalaka ireo atleta izay tato anatin'ny klioba ''Bodybuilding NA SPORT CLUB" satria dia tsy misy intsony ny NA SPORT CLUB tato anatin'ny Ligy Analamalanga.
Entoana dia mamerina ny fisaorana ho an'ireo atleta rehetra ary ireo mpikarakara tato amin'ny CLUB ihany koa, ary ny Federation Malagasy de Bodybuilding izay tarihin'i President Vernier.
Mirary soa ho an'ny REHETRA