29/05/2026
📊 Tsy ny poids no zava-dehibe indrindra
Betsaka no kivy rehefa mahita hoe tsy dia mihena ny lanja eo amin’ny balance. Kanefa jereo ity évolution ity 👇
✅ Poids : 68,8 kg ➜ 67,9 kg (-0,9 kg)
Kanefa:
🔥 Masse grasse : 21 kg ➜ 17,1 kg (-3,9 kg)
💪 Masse sans graisse : 47,8 kg ➜ 50,8 kg (+3 kg)
📉 Taux de graisse : 30,6 % ➜ 25,2 %
Midika izany fa nihena 3,9 kg ny vatana ary nahazo hozatra 3 kg.
Izany no antony ilazako foana hoe: aza ny chiffre eo amin’ny balance ihany no jerena. Mety tsy hihena be ny poids, nefa mihena ny graisse, mihatsara ny endriky ny vatana ary mitombo ny hozatra.
✨ Ny tanjona dia tsy hoe hihena lanja fotsiny, fa ny hanana vatana matanjaka, salama ary voarindra tsara.
E-kotrana Mdg
🔥