GASY Mommy-Fit

GASY Mommy-Fit Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GASY Mommy-Fit, Sport & recreation, Antananarivo.

27/08/2026

Salut les fans

❌Tsy mba mahafinaritra ve mijery vatana mirafitra tsara ry mamans ( tsy mifidy taona io...)
❌ Maro ny avantage ankoatran'ny firafetan'ny vatana:

👉 Santé
👉Toe-tsaina ( raha tsy hiteny afa-tsy tsy fialonana ny hafa sns..., matetika ny vatan ireny mpialona sy mpitsikera ireny manko dia ilay manana vatana mitovy @ sac de ciment...😁) miala tsiny ❗

❌MBOLA TSY TARA MIHITSY FA TAPAO NY HEVITRA, NDAO HITAIZA VATANA💪

❌ARAKARAK' IZAY OBJECTIF-NAO IHANY NY EXERCICES HAMPANAOVINA ANAO: (Tsy te ho bokona ohatra fa te ho tsara bika sy bebe doudousy, na manala kibo BE, na koa te ho mafimafy fotsiny, ny santé efa anatin'izay fa tsy harary lava intsony ianao ..

🔴Fa tena mafy vao nahazo 60kg ny vatako an... "FITIAVANA- FINIAVANA-FAHARETANA"

❌NDAO MAMA A❗💪💪

18/08/2026

❌salut fans
❌Ndao hitaiza vatana fona fona fa aza variana mitsikera fiainan'olona fa tsy mahasoa... ❗

❌Bisous be les mamans mi -kiffe SPORT😘, je vous adore❤️

10/08/2026
28/07/2026

❌Maka maivana kely aloha ary e...

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GASY Mommy-Fit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share