Fetra kely

Fetra kely Manalazy 👍

25/07/2024

Fantatrao ve ny KADOA ho an’izay mividy ato aminay RAHAMPITSO ⁉️

👉 Mahazo Cadeau « housse gomme» tsara be.
👉 Mbola mahazo PRIX MORA ihany koa : 230.000AR

- C O N F I G U R A T I O N O P P O F 1 1 -
🌠 RAM 6GB
🌠 Memoire 128GB
🌠 Batterie 4000 mAh
🌠 Ultra caméra Ai 48 Megapixels ( mazava be )
💼 Accessoire : Boîtier + Câble + housse + carton std

AFAKA MANAO RÉSERVATION SUR MP MIALOHA
☎️ : 034 53 968 93 | na midira MP azafady
🏠 : ADRESSE MISY ANAY : Mba miantso azafady rehefa tonga eo @ AVANCE CENTER BEHORIRIKA ( Ambony )

25/07/2024

🔥 Etsy kely ange ianareo ho tantaraiko Zavatra e🔥
👉 Mahazo cadeau casque bluetooth daholo izay mividy Apluspro ato aminay👏

👉Apluspro S10 Dia efa manana accessoires complet izany oe tsy Mila mividy nininona enao fa efa complet accessoires Sady aminy vidiny mirary bé mihintsy

—Vaovao sous carton • 195.000 AR —

Tsy voatery ho lafo be foana ny zavatra tsara sy scellé sous carton tompoko ‼️

- CONFIGURATION APLUSPRO S10 -
☑️ RAM 6GB + 128GB ROM
☑️ Batterie 4800 mAh
☑️ Android version 13
- IREO ACCESSOIRES MIARAKA AMINY :
☑️ Cache écran vitre
☑️ Housse transparent
☑️ Boîtier + câble
☑️ Écouteur

AFAKA MANAO COMMANDE SUR MP MIALOHA
☎️ : 034 53 968 93 na midira MP azafady
🏠 : ADRESSE MISY ANAY : Mba miantso azafady rehefa tonga eo @ AVANCE CENTER BEHORIRIKA ( Ambony )

25/07/2024

scellé ‼️🔥

Scellé no sady mahazo ACCESSOIRES COMPLET ho an’izay mividy ato aminay 😱
✅ Boîtier + câble
✅ Cache écran + housse
✅ Écouteur
💥💥💥Prix: 200.000AR💥💥💥

AFAKA MANAO LIVRAISON IHANY KOA IZAHAY ‼️
☎️ : 034 53 968 93 na midira MP azafady
🏠 : ADRESSE MISY ANAY : Mba miantso azafady rehefa tonga eo @ AVANCE CENTER ( Ambony )

25/07/2024

Ary ahoana indray ianao amin’ity REDMI NOTE 11 5G ity?

, sady mahazo CADEAU écouteurs izay rehetra mividy azy io ato aminay.

💥 Caméra 50 Megapixels ( toute mode )
💥 RAM 8GB + ROM 128GB
💥 Batterie 5000 mAh
💥 Reseau 5G Dual SIM
🛍 Accessoires : Boîtier, câble, carton standard

☎️ : 034 53 968 93 na Midira MP azafady
🏠 : ADRESSE MISY ANAY : Mba miantso azafady rehefa tonga eo @ AVANCE CENTER TSIAZOTAFO ( Ambony )

Address

à Manalalondo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fetra kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share