Patô Ramamonjisoa Freestyler Football

Patô Ramamonjisoa Freestyler Football Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Patô Ramamonjisoa Freestyler Football, Antananarivo.
(1)

📍Disponible pour Collaboration
🇲🇬Content Creator Football & Freestyle
🇲🇬Professional Freestyler & Coach
⚽Fondateur du Collectif PiFreestyle
🥇Officier de l’Ordre des Arts et de la Culture
🌍 Dirigeant du Freestyle Football Malagasy (the WFFA)

08/08/2026

😁😂🇲🇬 Mahajanga mamay ty zalahy 💥

03/08/2026

🇲🇬⚽ Miarahaba an'i Fanasina Andrifa sy Tsanta Niaina
🙏 Izy ireo no nivoaka mpandresy tamin'ilay lalao Challenge Trick ka ny voalohany dia ballon signé avy aty amiko ary ny faharoa kosa dia lelavola.
🙏 Izy roalahy sady nahavita ilay trick no sady mifandray amin'ny pejy (miresaka, mizara...).
Misaotra antsika rehetra nandray anjara fa mahay ianareo ary tohizo foana ny hezaka 🙏.

01/08/2026

⚽🇲🇬 Miditra amin'ny level professionnel ny famoronana mouvement.

⚽🇲🇬  Iza no mety hahazo azy tamin'ilay lalao Trick Challenge nandritra ny coupe du monde teo 🤗 ? Amin'ny Alatsinainy no ...
29/07/2026

⚽🇲🇬 Iza no mety hahazo azy tamin'ilay lalao Trick Challenge nandritra ny coupe du monde teo 🤗 ?
Amin'ny Alatsinainy no ho fantatra tsika ireo olona 2 tena manao.
Ny loka ny voalohany dia ballon signé avy aty amiko, ny faharoa kosa dia lelavola 🙏

Mankasitraka 🙏

27/07/2026

🇲🇬⚽ Matetika mila maka halalana vao mahazo mi freestyle eny rehetra eny 😁

Urbanball ⚽

20/07/2026

⚽🇲🇬 Mankasitraka foana leroa 🙏

17/07/2026

⚽🇲🇬 Seho freestyle miaraka amin'ny mouvement vaovao 🙏

⚽🇲🇬 Aza taitra fa tsy maillot France io fa Redbull 🤣🤪
15/07/2026

⚽🇲🇬 Aza taitra fa tsy maillot France io fa Redbull 🤣🤪

13/07/2026

🇲🇬⚽ Resevera Freestyle eh hahaha 🤣

10/07/2026

🇲🇬⚽ Lalao azahoanao "Ballon Signé" avy aty amiko miampy lelavola 🙏.
Atramin'ny ity farany volana jolay ity ny farany fandraisana anjara ❤️⚽

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Patô Ramamonjisoa Freestyler Football posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share