27/08/2026
๐ดRED&GOLD FOOTBALL ๐ก
Misy manontany : maninona i Bara Sapoko Ndiaye (Sรฉnรฉgal ๐ธ๐ณ) no mbola novidin'ny Bayer 5Mโฌ tamin'ny Gambinos Stars Africa, nefa efa mpilalaon'ny Bayern izy tamin'ny taom-pilalaovana lasa teo?
๐ Fanazavana tsotsotra
Ny RED&GOLD FOOTBALL dia "joint venture" na "Coentreprise" niforona nanomboka ny mars 2023. Iarahan'ny Bayern Munich sy ny Los Angeles FC (LAFC) mitantana. Klioba mpiara-miasa sy akademia 8 no ao anatiny. Bayern Munich sy LAFC araka izany no mpampiasa vola lehibe ao anatin'ity sehatra ity. Manana falalahana tanteraka anefa ireo klioba sy akademia mpiara-miasa.
๐ด๐ก Ireo tanjona
"Centraliser, sรฉcuriser et optimiser la dรฉtection et le dรฉveloppement" ireo tanora maro mendrika maneran-tany, mba tsy ho lasan'ny mpifaninana ka lasa hividy lafo aveo.
๐ด๐ก Klioba mpamorona (actionnaires ร 50/50)
๐ฉ๐ช FC Bayern Munich (Allemagne)
Fototra ofisialy ny tetikasa, ary lalana hoan'ireo mpilalao mihazo an'ny Europe.
๐บ๐ธ Los Angeles FC (รtats-Unis)
Klioba ao Major League Soccer(MLS), ivon'ny tetikasa any Amerika Avatra.
๐ด๐ก Klioba mpiara-miasa
๐บ๐พ Racing Club de Montevideo (Uruguay)
Red&Gold Football no mpampiasa vola lehibe ao. Misahana ireo tanaora maro ao Amerika Atsimo.
๐ช๐จ S.D. Aucas (รquateur)
Klioba premiรจre division ao Quito. Malaza amin'ny fananany akademia mamokatra tanora tsara.
๐ฐ๐ท Jeju SK FC (Corรฉe du Sud)
Klioba ao amin'ny K-League 1. Natao hamokatra tanora sy hisahana ny tsena asiatique
๐ด๐ก Acadรฉmies de Formation รlite
โ
Gambinos Group / Gambinos Stars Africa
Ito vondrona ito dia misahana akademia stratejika 3 ao Afrique de l'Ouest,
๐ฌ๐ฒ Gambinos Stars Africa (Gambie),
๐ธ๐ณ Senegal Elite Stars (Sรฉnรฉgal),
๐จ๐ฒ Phoenix Sports Association (Cameroun).
Tany ampiandohana dia mpiara-miasa ihany, fa amin'izao fotoana izao dia Red&Gold Football no mpampiasa vola lehibe.
๐ด๐ก Red&Gold Global Trophy
๐บ๐พ Racing Club de Montevideo (Tompondaka - 2025)
๐ฉ๐ช FC Bayern Campus (U19) (Tompondaka - 2026)
Rehefa vita ny fanahamaso nifototra tamin'ny Scouting Tours sy ny Data Scouting... Dia mandeha ny Red&Gold Global Trophy, andraisan'ireo klioba sy akademia anjara, ny volana jolay-aogositra.
Ka ireo tanora hita fa mendrika dia voahantso hanao "essai" miaraka amin'ny FC Bayern Campus na FC Bayern Munich avy hateany.
Rehefa izany dia vidin'ny Bayern na LAFC amin'ny ireo klioba na akademia nanaofana sy ny Red&Gold ilay mpilalao.
โ
Tamin'ny taona 2025 dia Bara Sapoko Ndiay - Gambinos Stars Africa - Gambie๐ฌ๐ฒ, no tafahakatra tao amin'ny ekipa FC Bayern Munich aveo.
โ๏ธ Ny taona 2026 indray dia Rodrigo Dudok (ailier gauche) - Racing Club de Montevideo- Uruguay๐บ๐พ, no tafahakatra manao essai miaraka amin'ny ekipa FC Bayern Munich.
๐ดโช