Musculation Mada-Adjih

Musculation Mada-Adjih Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Musculation Mada-Adjih, Sport & recreation, Antananarivo.

Mande ny prise de masse ๐Ÿ˜Š๐Ÿ™ˆ                Bye bye abdo ๐Ÿฅบ Fa alaiko tsirony foana aloha e๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹       Bon kotrana amin'izay f...
07/01/2026

Mande ny prise de masse ๐Ÿ˜Š๐Ÿ™ˆ
Bye bye abdo ๐Ÿฅบ
Fa alaiko tsirony foana aloha e๐Ÿ˜‹๐Ÿ˜‹
Bon kotrana amin'izay fa efa vaovao ny taona๐Ÿ’ช๐Ÿ’ชโ˜บ๏ธ

Na prise de masse na perte de graisse dia ilaina ny : Matory 8h par jour ๐Ÿ›Œ๐Ÿ›ŒMisotro rano 2 ร  3 litres par jour๐Ÿถ๐ŸถNy manao ...
03/01/2026

Na prise de masse na perte de graisse dia ilaina ny : Matory 8h par jour ๐Ÿ›Œ๐Ÿ›ŒMisotro rano 2 ร  3 litres par jour๐Ÿถ๐ŸถNy manao cardio ๐ŸƒNy fihinana sakafo be protรฉine sy fibre๐Ÿ“๐Ÿฅ‘๐Ÿฅฆ

Tsaratsara kokoa ny cardio raha atao aprรจs sรฉance musculation ๐Ÿ’ช๐Ÿ˜Š

Arabaina isika rehetra mbola nahatratra an'ity taona vaovao 2026 ity ๐ŸŽ‰๐Ÿ˜‡Enganie mba taona hitondra fahombiazana ity taona...
01/01/2026

Arabaina isika rehetra mbola nahatratra an'ity taona vaovao 2026 ity ๐ŸŽ‰๐Ÿ˜‡

Enganie mba taona hitondra fahombiazana ity taona ity ๐Ÿ˜‡๐Ÿ™ ho samy Salama sy avitrika isika rehetra ๐Ÿ˜Š

Eny ry Mpikotranako mianakavy ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜‡ satry miova ny taona , dia miditra lalindalina kokoa isika amin'ny zavatra rehetra ๐Ÿ˜๐Ÿ‘Œ๐Ÿ’ช
Efa voaraiko daholo ireny sary nalefanao tsirairay avy ireny ๐Ÿ˜Š pรขte b , jus gazeux, vary be menaka be , sns ... koa dia faly aho milaza aminao fa .... EO BE FOTSINY tsika rehefa miverina misokatra ny salle ๐Ÿ˜Š๐Ÿ’ช๐Ÿ˜‹

Aleo mba hapetraka eto ko ny sariny ๐Ÿคœ๐Ÿค›๐ŸซฐEfa tena hita b Ilay vokatra zandry a๐Ÿ’ช๐Ÿ’ชSady mba anomezana motivation ho anareo re...
31/12/2025

Aleo mba hapetraka eto ko ny sariny ๐Ÿคœ๐Ÿค›๐Ÿซฐ
Efa tena hita b Ilay vokatra zandry a๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช
Sady mba anomezana motivation ho anareo rehetra ihany ko ๐Ÿซฐ๐Ÿซก

28/12/2025

Apetrako eto ihany mba ho porofo fa misy ny vokatra ๐Ÿ˜Š๐Ÿ™โ˜บ๏ธ
Io tsy misy kotrana very maina izany rehefa atao am fo , rehefa mipetraka ny tanjonao hoe tsy maintsy tratrako๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช

Mihezaka foana isanandro mitazona ny zavatra mampiavaka anao amin'ny hafa โ˜บ๏ธ๐Ÿ’ช               Tsy mifaninana amin'ny hafa ...
24/12/2025

Mihezaka foana isanandro mitazona ny zavatra mampiavaka anao amin'ny hafa โ˜บ๏ธ๐Ÿ’ช
Tsy mifaninana amin'ny hafa ianao fa mijereva fitaratra dia ianao ihany hifaninanana ๐Ÿ’ชโ˜บ๏ธ
Tanjona tsy mitovy , tsy mitovy arak'izay koa ny zavatra hiainanao sy ny olona hafa manodidina anao ( na resa-bola , sakafo , salle , assistance, personnalitรฉ, ...sns ) ...
Mahaiza mifaly amin'izay Kely anananao dia ho avy aminao ny vokatra tsara indrindra amin'ny fotoana mampety azyโ˜บ๏ธ
Dans la vie, les bonnes choses prennent du temps pour arriver ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช รงa ne s'obtiennent pas facilement ๐Ÿ‘Œ disciplines avant tout ๐Ÿ™

Tsy vaovao amin'izany ah ka๐Ÿ˜๐Ÿ˜‚๐Ÿ™ˆ
07/12/2025

Tsy vaovao amin'izany ah ka๐Ÿ˜๐Ÿ˜‚๐Ÿ™ˆ

Tsy misy miala izany eo ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ’ช       ๐Ÿ’ชmkiff foana ๐Ÿ’ช
26/10/2025

Tsy misy miala izany eo ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ’ช
๐Ÿ’ชmkiff foana ๐Ÿ’ช

tsy tongatonga hoazy tamin'izao izany ๐Ÿ‘Œfa kotrana mafy sy discipline no mifehy sy mamaritra ny lalana ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช          Ny dis...
21/10/2025

tsy tongatonga hoazy tamin'izao izany ๐Ÿ‘Œ
fa kotrana mafy sy discipline no mifehy sy mamaritra ny lalana ๐Ÿ’ช๐Ÿ’ช
Ny discipline anananao ve ampy atratraranao ny tanjonao ??

Mande tsara ve ny kotrana ao ? Sa ny mande tsara no mikotrana ๐Ÿคฃ
27/08/2025

Mande tsara ve ny kotrana ao ?
Sa ny mande tsara no mikotrana ๐Ÿคฃ

Manaova Sport , fa sady mahasalama io no mampiavaka anao amin'ny maro๐Ÿ’ช๐Ÿ‘Œ๐Ÿค›
15/08/2025

Manaova Sport , fa sady mahasalama io no mampiavaka anao amin'ny maro๐Ÿ’ช๐Ÿ‘Œ๐Ÿค›

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Musculation Mada-Adjih posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share