23/11/2025
๐ ๐๐๐๐๐๐ - ๐๐ก๐๐ฅ๐ข ๐๐๐๐-13
Isa iray monja no azon'ny ekipan'i XABI ALONSO rehefa nanafika an'i Elche tao an-jaridainany.
Vokany, isa tokana sisa no manasaraka an'i Real Madrid โชโช izay mitana ny laharana voalohany sy i FC Barcelona ๐ต๐ด laharana faharoa.
๐ฌ Nanao ahoana ny fitaintanana tao ho anareo ๐ญ๐จ๐ต ๐น๐ฌ๐จ๐ณ ๐ด๐จ๐ซ๐น๐ฐ๐ซ?
Ny ๐ญ๐๐ ๐ฉ๐๐รง๐ ve tsy efa nibitaka be tamin'ny Elche nitarika??