Tsy maka lagy

Tsy maka lagy Welcome zalah😁
Ndeh isika iaraka hitsikitsiky kely ndray aloa eπŸ˜πŸ˜‚

20/07/2025
Tsy ahafozako ny Ekipa Real Madrid C.F.😭πŸ₯ΊπŸ˜‚πŸ€£
11/05/2025

Tsy ahafozako ny Ekipa Real Madrid C.F.😭πŸ₯ΊπŸ˜‚πŸ€£

 -vous
13/03/2025

-vous

24/02/2025

NJAKATIANA kouh ts anaiky mts😭😩

Capital de Madagascar βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬πŸ€β€πŸ’š
18/02/2025

Capital de Madagascar βœ¨πŸ‡²πŸ‡¬πŸ€β€πŸ’š

Abonnez la page oan zay mbl ts nanao eeπŸ™ƒπŸ˜…
27/01/2025

Abonnez la page oan zay mbl ts nanao eeπŸ™ƒπŸ˜…

🀲🏾😎
02/01/2025

🀲🏾😎

Tiko ny tanikoKa mahasaropiaro ahyAtaoko toy ny akanikoSarobidy amin'ny fianako mandrakizayNa maro ny olana sy ireo faho...
10/12/2024

Tiko ny taniko
Ka mahasaropiaro ahy
Ataoko toy ny akaniko
Sarobidy amin'ny fianako mandrakizay

Na maro ny olana sy ireo fahoriana
Tanindrazako Tanindrazako ihany
Tsy hariako izy na oviana na oviana
Fa reharehako foana hatrany hatrany

Maro no tsara no izy
Fa izy tsy misy mahasolo
Na mbola ao anaty krizy
Mbola hafa ny azy ny tontolo

Hajako ny ahy satry tiko
Dia tsy mba ataoko ambanin-javatra
Ny hampiakatra azy no faniriko
Indray androany izy mbola ho tonga "LAFATRA"

MPANORATRA :Ach Rhaff✍🏾

πŸ‘‰πŸΎTsyTsy maka lagykTsy maka lagygTsy maka lagyπŸ₯Ί

05/08/2024

Nareo zanaka majunga io manafo😀
Kaza ato tratrako mande am lalana monka anabavinareoNNally abdala officielaNally abdala officieloNally abdala officieliny fa de ataok mnmn rp🀬

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsy maka lagy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share