Ilaria

Ilaria

22/08/2026

Mitaingina BOOMBAP be koa isika 🔥 (asiana écouteur izy no tena tsara)
BACK TO THE 90's - Ilaria (Version live)

Iza moa ilay niteny hoe "Ratsy tarehy kely ny APIS mpano RAP?Pardjoonnn kosa 🤧 Bug Na JU DITH Kintaniavo Ilaria
21/08/2026

Iza moa ilay niteny hoe "Ratsy tarehy kely ny APIS mpano RAP?
Pardjoonnn kosa 🤧
Bug Na
JU DITH
Kintaniavo
Ilaria

Azafady tompoko, amin'izao tsy de fahampiam-bola izao dia afaka manao figurants clip zahay mitsam🤧, ireto avy ny azonay ...
20/08/2026

Azafady tompoko, amin'izao tsy de fahampiam-bola izao dia afaka manao figurants clip zahay mitsam🤧, ireto avy ny azonay atao :
- Manao couple anah hira lovelove be (izaho afaka miazakazaka dia izy mody manenjika de tsy mahazo ahy mihitsy)
- Manao couple mody miady (ilay tezitra dia akapoka moramora ilay phone redmi na meizu, tsy aiko?)
- Manao scenario, ilay mifandona, dia miaraka miondrika , de drereerireeiiiemmm
- Manao be fotsiny (manao scénario ee🤧)

🎬🤣

19/08/2026

Tsy manenjika fame, I'm building mindstate,
Ny omaly lesson, not a mistake,
They see the shine, but never saw the fight,
Fa ny alina mangina no nanangana ny LIGHT🔥

LEVELUP - Version Live🤝
Bisous😘

17/08/2026

Nanaovanay Chorale ny NO COMMENT Bar koa ngah misy misangy 😝 Nilay be ny public tamin'ny Sabotsy teo iny❤
ALLÉLUIA - Ilaria (version live)

14/08/2026

COUPLET 1 - LEVEL'UP 🔥
Rahampitso izy ataotsika complet fa tongava ao amin'ny NO COMMENT BAR à 20h30 manomboka🔥

13/08/2026

Huuuumm, tsisy misangy amlah zanjy eeinn🔥🔥🔥
Ho ela velona ny asa soratra, ny RAP sy ny mpiondana🔥 15 Aout ilay date tokana fa tongava e

Mirary H.H milay be ho an'ny mpankafy RAP rehetra zandry ee🥰Tohano ny antsika zalahy🔥
11/08/2026

Mirary H.H milay be ho an'ny mpankafy RAP rehetra zandry ee🥰
Tohano ny antsika zalahy🔥

..They watch the highlight but never saw the injury..Fa ny ratra no nanolatra ka lasa tonga "History"...Texte anaty "Lev...
08/08/2026

..They watch the highlight but never saw the injury..
Fa ny ratra no nanolatra ka lasa tonga "History"...

Texte anaty "Level Up"

Netyk mampirevy anaty texte be, Ilaria mampirevy anaty ambiansa😝Amin'ity kosa te ahita anareo akamako ato ireo aho, tsy ...
05/08/2026

Netyk mampirevy anaty texte be, Ilaria mampirevy anaty ambiansa😝

Amin'ity kosa te ahita anareo akamako ato ireo aho, tsy misy vidim-pidirana ity fa tongava😘 Any an?
15 AOÛT ny RDV, amin'ny NO COMMENT Bar Isoraka🔥

Address

TANANARIVE
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ilaria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share