Gasyfoot

Gasyfoot GASYFOOT | Média Kitra Malagasy🇲🇬

➡️  Izao ny réalité eto Madagascar 🇲🇬.Rehefa manana opportunité hivoatra ny mpilalao Malagasy, tokony hotohanana izy fa ...
13/08/2026

➡️ Izao ny réalité eto Madagascar 🇲🇬.

Rehefa manana opportunité hivoatra ny mpilalao Malagasy, tokony hotohanana izy fa tsy sakanana amin’ny mutation na vola tsy mifanaraka amin’ny zava-misy. Satria ho azy, ny baolina kitra dia tsy fialamboly fotsiny fa asa sy fivelomana, entiny mamelona ny vady aman-janany.

➡️ 🏆 Ireto avy ireo club anglisy 🏴󠁧󠁢󠁥󠁮󠁧󠁿 nahazo amboara Eoropeana betsaka indrindra : 🥇 Liverpool : 14🥈 Chelsea : 11🥉 Ma...
13/08/2026

➡️ 🏆 Ireto avy ireo club anglisy 🏴󠁧󠁢󠁥󠁮󠁧󠁿 nahazo amboara Eoropeana betsaka indrindra :

🥇 Liverpool : 14
🥈 Chelsea : 11
🥉 Manchester United : 8
🔹 Aston Villa, Manchester City, Tottenham : 4
🔹 Nottingham Forest, West Ham : 3
🔹 Arsenal, Leeds, Newcastle : 2

➡️ Madagasikara 🇲🇬 irery ihany no nosy eto amin’ny Ranomasimbe Indianina tsy handray anjara amin’ny COSAFA U20.▪️ 🇲🇬 Mad...
13/08/2026

➡️ Madagasikara 🇲🇬 irery ihany no nosy eto amin’ny Ranomasimbe Indianina tsy handray anjara amin’ny COSAFA U20.
▪️ 🇲🇬 Madagasikara ❌
▪️ 🇲🇺 Maurice ✅
▪️ 🇸🇨 Seychelles ✅
▪️ 🇰🇲 Comores ✅

➡️ Efa mifanerasera amin’i Jorge Mendes ny Liverpool mba hamindrana an’i Ibrahimb Mbaye 🇸🇳
13/08/2026

➡️ Efa mifanerasera amin’i Jorge Mendes ny Liverpool mba hamindrana an’i Ibrahimb Mbaye 🇸🇳

➡️ ❌ Nolavin’i Manchester City ny tolotra nataon'i Barça ho an’i Rodri! 💰Nanolotra 65 tapitrisa euros hividianana an'i R...
13/08/2026

➡️ ❌ Nolavin’i Manchester City ny tolotra nataon'i Barça ho an’i Rodri!

💰Nanolotra 65 tapitrisa euros hividianana an'i Rodri ny FC Barcelona, saingy nolavin’ny Manchester City izany.

💶Mitaky 80 tapitrisa euros ny City vao vonona hivarotra azy. Efa nilaza tamin’i Rodri ihany koa ny klioba fa mila manampy mba hampanakaiky ny fifanarahana izy raha tena te hifindra.

➡️ Anisan’ireo mpilalao tian’ny FC Barcelone hampahery ny fiarovan-tenany i Castello Lukeba 🇫🇷, ilay défenseur an’i RB L...
13/08/2026

➡️ Anisan’ireo mpilalao tian’ny FC Barcelone hampahery ny fiarovan-tenany i Castello Lukeba 🇫🇷, ilay défenseur an’i RB Leipzig.

👀 Hansi Flick sy Deco dia mankasitraka ny fomba filalaovany, ary efa nanangona vaovao momba azy ny Barça.

💰 Tombanana ho 30 tapitrisa euros mahery ny sandany, saingy mety ho lafo kokoa ny famindrana azy.

🤝🇲🇬 Nitsidika sy nanohana an’i Maître Kira ny FMF.➡️ Noho ny olana ara-pahasalamana sedrainy amin’izao fotoana izao dia ...
13/08/2026

🤝🇲🇬 Nitsidika sy nanohana an’i Maître Kira ny FMF.

➡️ Noho ny olana ara-pahasalamana sedrainy amin’izao fotoana izao dia nitondra fanampiana ara-bola sy sakafo ho azy ny délégation-n’ny FMF. Nanome toky ihany koa ny Federasiona fa mbola hitady vahaolana hafa hanohanana azy bebe kokoa.

🏳️ Firaisakina no hery 🇲🇬

13/08/2026

🧤Michaely Bihina no héroïne-n’i Cameroun! 🇨🇲

Tamin’ny demi-finale nanoloana an’i Maroc 🇲🇦, dia nanakana penalty iray tamin’ny faran’ny prolongation izy, ary mbola nitsipaka tirs au but 3 nandritra ny séance. Izany no nandefa an’i Cameroun ho any amin’ny finale CAN Féminine 2026.

Alahady 16 Août 2026 / 22h00 🇲🇬
Cameroun 🇨🇲 🆚 🇲🇼 Malawi no finale.

➡️ Paris FC no ekipa nandany vola be indrindra teto amin'ny Ligue 1 tamin'ity Mercato ity 🇲🇫 satria efa nandany 79,5 tap...
13/08/2026

➡️ Paris FC no ekipa nandany vola be indrindra teto amin'ny Ligue 1 tamin'ity Mercato ity 🇲🇫 satria efa nandany 79,5 tapitrisa Euros nividianana mpilalao izay izy ireo. 💰

➡️ Ofisialy! Fabien Barthez no mpanazatra vaovaon'ny mpiandry haraton’ny ekipam-pirenena frantsay 🇫🇷🧤
13/08/2026

➡️ Ofisialy! Fabien Barthez no mpanazatra vaovaon'ny mpiandry haraton’ny ekipam-pirenena frantsay 🇫🇷🧤

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasyfoot posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share