Dr Tahiry - Sport et Santé

Dr Tahiry - Sport et Santé Médecin, passionné de sport, ensemble on partagera les bienfaits de la pratique sportive �

01/09/2026

🛑Mataotra « hipoaka » ilay akamanao rehefa andeha hanao vacances? 😂
Ampijereo azy ity!!
✅Rehefa mihetsika foana fotsiny ny vatana, dia tsy maninona io copain aah!
💪🏽

31/08/2026

Resaka entre isika samy isika ity fa tsy mivoaka an!
Ianao ve rehefa mifoka rongony dia lasa « agressif » sa midororo?
🙊

Manao TAXI MOTO ihany koa aho rehefa faran’ny erinandro toy izao! 🛵Ka ity razoky amin’ny sary ity no client-ko voalohany...
28/08/2026

Manao TAXI MOTO ihany koa aho rehefa faran’ny erinandro toy izao! 🛵
Ka ity razoky amin’ny sary ity no client-ko voalohany anio 😁
✅Aza misalasala manoratra ho anareo mila sôfera zà-draharaha 😉

26/08/2026

Fiteny tena « soa » sy miavaka ny teny Antandroy! ❤️
Asio sofina anie ny hatsarany e! Mijereva finaritra 😉

Makis letsy izahay aah!! 🔥🇲🇬Madagascar Sevens Men
24/08/2026

Makis letsy izahay aah!! 🔥
🇲🇬

Madagascar Sevens Men

16/08/2026

🔥TORANA EO AM-PANAOVANA SPORT, SATRIA MAFANA LOATRA🔥
Efa naheno na nahita tranga toy izany ve ianareo? ⚠️
Sendra izany i Jamal Musiala omaly, indro zaraiko an-tsary😓

11/08/2026

Fa milay be koa anie hoa ry zareo ilay hoe « idole » anao hatramin’izay no lasa mpiara-mikotrana aminao e! 🔥💪🏽
Fitiavana Mickael

06/08/2026

🔞Ataon’ilay « forme be » ao am-pikotranàna tsy maharay lamba mihitsy🔞
😂😂
Tonony ao amin’ny commentaires ilay akamanao tafapetraka mihitsy vao mandalo i Kala! 🙈😉

03/08/2026

Efa lazaiko aminareo foana hoa fa misy ambiance anie ao amin’ny Madagascar Sevens Men ao eh!!
Mijereva finaritra indray ary oh! 🔥

30/07/2026

🏉Ankoatry ny kotrana hentitra sy mafy ataon’ny Madagascar Sevens Men isan’andro anie ry zareo, dia misy « ambiance » be foana koa ao ambadika ao e! 🎉🤣

✅Indro zaraiko aminareo an-tsary ny sombin’ny iainako izany 😂🇲🇬

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr Tahiry - Sport et Santé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category