Kings fitness

Kings fitness Je me fiche de savoir qui fait mieux que Moi.Je fais mieux que l´année dernière. C´est Moi contre Moi

02/07/2025

GO!

25/04/2025

 fans  Andao ikotrana foana foana
25/04/2025

fans

Andao ikotrana foana foana

Bonjour .....

Misokatra ny salle rampitso oo.
😘

Andao hanomana fialan-tsasatra dieny zao ... 🤣🤣🤣... @ zay mba tsy menamenatra manao bikini 🙈💋.De mba 🥵🥵 ...  😳
02/04/2025

Andao hanomana fialan-tsasatra dieny zao ... 🤣🤣🤣... @ zay mba tsy menamenatra manao bikini 🙈💋.
De mba 🥵🥵 ... 😳

Ny tanjona mila tratrarina fa tsy nofisina fotsiny ... Ny nofy mila atao "real"😉😘Mivoha foana zahay maraina 6h30 h@hariv...
01/04/2025

Ny tanjona mila tratrarina fa tsy nofisina fotsiny ... Ny nofy mila atao "real"😉😘
Mivoha foana zahay maraina 6h30 h@hariva 7h00 fa tongava foana rehefa vonona o.

Bonjour .....Misokatra ny salle rampitso oo.😘
30/03/2025

Bonjour .....

Misokatra ny salle rampitso oo.
😘

Raha ny hevitro aloha dia olona telo no nifanaraka  🤔😶...Fa ianao io... ianao ihany no mila mifanaiky  oe handao t@zay h...
21/03/2025

Raha ny hevitro aloha dia olona telo no nifanaraka 🤔😶...
Fa ianao io... ianao ihany no mila mifanaiky oe handao t@zay hikotrana 😉...
De tsy aleo ve salle de sport no idirana toy izay fiainan'olona e..🧑‍🦯🤷‍♀️

▶️ la motivation vous sert de départ. L'habitude vous fait continuer. Bonjour a tous!Nous sommes de retour 😍🥰...Retrouve...
17/03/2025

▶️ la motivation vous sert de départ. L'habitude vous fait continuer.

Bonjour a tous!
Nous sommes de retour 😍🥰...
Retrouvez nous à Antanety Avaratra.
Repère: entre arrêt bus "fokontany" et Rossignol.
Même tarif .... même coach ( coach Dara)

16/02/2025

Bonjour à toutes et à tous.
Notre salle de sport sera temporairement fermée.N'oubliez pas de prendre soin de vous et de rester en forme jusqu'à la réouverture.
Restez en ligne pour la suite 😉....

Address

Ambohimanarina Centre
Antananarivo

Telephone

+261341326482

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kings fitness posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share