Natiora Agri

Natiora Agri Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Natiora Agri, Dago, Antananarivo.

🌿 Bienvenue chez Natiora Agri 🌿
Votre partenaire pour l’élevage et la ferme : poules, œufs, équipements et produits agricoles de qualité.Grandissons ensemble avec la Nature 💚

MAHOMBY NY FIOMPINANAO MIARAKA AMIN’I NATIORA AGRI! 🐔🌱🌾 ARRIVAGES MANGEOIRES :🔸 1 kg → 8.000 Ar🔸 3 kg → 12.500 Ar🔸 6 kg ...
14/08/2026

MAHOMBY NY FIOMPINANAO MIARAKA AMIN’I NATIORA AGRI! 🐔🌱

🌾 ARRIVAGES MANGEOIRES :
🔸 1 kg → 8.000 Ar
🔸 3 kg → 12.500 Ar
🔸 6 kg → 15.000 Ar

💧 ABREUVOIRS :
🔹 1 L → 7.500 Ar
🔹 2 L → 11.000 Ar
🔹 6 L → 15.000 Ar
🔹 8 L → 25.000 Ar

❌ GRILLAGE PLASTIQUE : EN RUPTURE DE STOCK aloha noho ny fahabetsahan’ny mpanjifa sy ny commandes. Miandry arrivage indray isika ❤️

Misaotra betsaka anareo rehetra tamin’ny fahatokisana sy ny fanohanana. Mbola manentana antsika hatrany hanjifa sy hanohana an’i Natiora Agri 🙏🙏

📞 034 60 382 40 / 032 13 886 34

🌿 Natiora Agri – Grandir avec la nature 🌿

16/07/2026

Ny fiompiana dia tsy famokarana fotsiny, fa fanabeazana, fandraisana andraikitra ary fanajana ireo zava-mananaina rehetra. 🥰🙏
Ato amin'ny Natiora Agri mino izahay fa ny soatoavina tsara dia volena hatramin'ny fahazazana, satria ny taranaka ampianarina anio no hanorina ny hoavy rahampitso. 💚💚

Send a message to learn more

15/07/2026

Natiora Agri 💚

Abreuvoir 1L = 7.500 Ar
Abreuvoir 2L = 11.000 Ar
Abreuvoir 6L= 15.000 Ar
Abreuvoir 8L = 25.000 Ar

Mp ou Tel : 034 60 382 40

ATAOVY MAHOMBY NY FIOMPIANAO miaraka amin'i Natiora Agri 🌿🐔💧 ABREUVOIR 🔸 1L ➜ 7.500 Ar 🔸 2L ➜ 11.000 Ar 🔸 6L ➜ 15.000 Ar...
15/07/2026

ATAOVY MAHOMBY NY FIOMPIANAO miaraka amin'i Natiora Agri 🌿🐔

💧 ABREUVOIR
🔸 1L ➜ 7.500 Ar
🔸 2L ➜ 11.000 Ar
🔸 6L ➜ 15.000 Ar
🔸 8L ➜ 25.000 Ar

🟢 GRILLAGE PLASTIQUE HAUTE QUALITÉ
✅ Largeur : 1,50 m
✅ Maille : 1,2 cm
✅ Loko : Maitso
✅ Flexible • Mahazaka UV • Maharitra

🐣 Mety ho an'ny :
✔️ Akoho amam-borona rehetra
✔️ Enclos sy fefy fiompiana
✔️ Lafika amin'ny tranon'akoho
✔️ Fiarovana sy fanasarahana ny fiompiana

💯 Kalitao azo antoka • Vidiny mirary
📩 MP na antsoy: 📞 034 60 382 40
🌱 Natiora Agri – Grandir avec la Nature 🍃

📢 Arrivage disponible chez Natiora Agri ! 🐥🌱💧 Abreuvoirs pour volailles• 1 L : 7 500 Ar• 2 L : 11 000 Ar• 6 L : 15 000 A...
13/07/2026

📢 Arrivage disponible chez Natiora Agri ! 🐥🌱

💧 Abreuvoirs pour volailles
• 1 L : 7 500 Ar
• 2 L : 11 000 Ar
• 6 L : 15 000 Ar
• 8 L : 25 000 Ar

🟢 Grillage en plastique
✔ Largeur : 1,50 m
✔ Maille hexagonale : 1,2 cm
✔ Couleur : Vert
💰 20 000 Ar / mètre

⚠️ Quantité limitée … aza tara ⏳

📩 MP ou 📞 034 60 382 40

13/07/2026

TONGA NY ARRIVAGE VAOVAO

Mitady grillage plastique matanjaka sy maharitra ho an'ny fiompiana na zaridainanao ve ianao?

🟢 Grillage plastique tsara kalitao misy traitement anti-UV
✅ Malefaka sady mora apetraka
✅ Mahazaka masoandro sy orana
✅ Mety tsara ho an'ny akoho, gana, bitro, zaridaina, tanimboly ary fampiasana maro hafa.

• Largeur : 1m50
• Maille hexagonale : 1,2 cm
• Couleur : Vert

💰 Prix : 20 000 Ar / mètre

📦 Livraison tout les vendredis
📞 034 60 382 40
📩 Afaka miditra MP raha hanao commande.

🌱 Natiora Agri – grandir avec la Nature

La production 🥰🥰🥰
14/05/2026

La production 🥰🥰🥰

Lundi de Pâques mibikabika 🥰🙏
06/04/2026

Lundi de Pâques mibikabika 🥰🙏

Ny fiainanay tantsaha 🥰Tsara ny Mamboly sy miaina miaraka amin'ny Natiora 💚💚
05/04/2026

Ny fiainanay tantsaha 🥰
Tsara ny Mamboly sy miaina miaraka amin'ny Natiora 💚💚

04/04/2026

Mandroso tsikelikely 🌱
Efa eo am-pikarakarana ny tsara indrindra hoanareo izahay eto amin'ny Natiora Agri 💚
Mbola betsaka ny ezaka ilaina, mbola mianatra, sy miezaka manatsara hatrany izahay.
Aza misaraka aminay 💚
Natiora Agri , grandir avec la Nature 💚

Address

Dago
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Natiora Agri posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share