07/08/2026
INFORMATION AUX ÉQUIPES – 3x3 SAMY MAFY (2ᵉ Édition)
Chers joueurs,
Merci pour votre patience. 🙏 Nous sommes actuellement en train de finaliser le calendrier des matchs afin d'assurer le bon déroulement du tournoi.
Nous vous demandons de patienter encore un petit moment. Le programme sera publié dès qu'il sera prêt. Merci d'éviter les réclamations répétées, nous faisons le nécessaire pour que tout soit bien organisé. 💪
Par ailleurs, nous demandons à chaque équipe de venir avec une tenue uniforme : maillots complets ou, à défaut, des T-shirts de la même couleur. Cela permettra d'identifier facilement les équipes et de garantir un meilleur déroulement des rencontres.
Merci à tous pour votre compréhension et votre collaboration. Rendez-vous très bientôt sur le terrain ! 🔥🏀
– L'équipe d'organisation VIBEZONE
FAMPAHAFANTARANA HO AN'NY EKIPA REHETRA – 3x3 SAMY MAFY (Andiany faha-2)
Manao ahoana tompoko,
Misaotra anareo rehetra amin'ny faharetana. Amin'izao fotoana izao dia mbola eo am-pandaminana sy am-pamaranana ny fandaharam-potoanan'ny lalao (calendrier) izahay mba handeha tsara ny fifaninanana.
Koa mangataka aminareo izahay mba hiandry kely aloha. Havoaka avy hatrany ny fandaharam-potoana raha vantany vao vita. Misaotra indrindra amin'ny faharetana sy ny fiaraha-miasa.
Marihina ihany koa fa mangataka ny ekipa rehetra izahay mba hitondra akanjo mitovy loko, na maillot feno izany na T-shirt mitovy loko, mba hahafahana mamantatra mora foana ny ekipa mandritra ny lalao.
Mankasitraka ny fahatakaranareo sy ny fiaraha-miasanareo hatrany.
– VIBEZONE