05/06/2026
⚠️⚽𝐏𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐓𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭 𝐃𝐞𝐯𝐞𝐥𝐨𝐩𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐒𝐜𝐡𝐞𝐦𝐞 𝐅𝐈𝐅𝐀🇲🇬🇲🇬
✅ "𝐃𝐞𝐭𝐞𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧" 𝐚𝐨 𝐀𝐌𝐁𝐀𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀𝐙𝐀𝐊𝐀
🗓: Rahampitso Sabotsy 6 jona 2026 manomboka @ 8ora maraina
🏟️: Kianja Rasolonjatovo
🚨Izany moa dia ho an'ireo tanora teraka ny taona 2012 rehetra (na efa mpilalao anaty klioba na tsia). Ary afaka mandray anjara amin'izany avokoa ny faritra rehetra manerana ny Nosy.
🗂Taratasy ilaina :
Copie - Photo d'identité - Carte d'identité scolaire
⚠𝗠𝗮𝗻𝗮𝘀𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 𝘃𝗼𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗹𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼 𝗮𝘃𝘆. 𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗦𝗬 𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬!!
🚨Tsara ny manamarika fa izao fitiliana izao no atao dia mba hanavaoazana ny "effectif" eny @ Centre de perfectionnement ka hasaina ny rehetra voakasiky ny salan-taona ho tonga.
́tections