NEO FIT

NEO FIT Votre salle de sport pour atteindre vos objectifs � lieu: SOAMANANDRARINY

14/08/2026

Salama daholo e !! 🔥🔥Tonga indray ary ny fotoana tsika rahampitso sabotsy an 15/08/26 ny lera tsy miova ⌚ 08h30min_09h30min 🔥🔥✨Sady manitsana tsika mahay mandihy oento ary ny namana💥 miaraka amn Coach Tendro🥰

31/07/2026

salama jiaby ee, rahampitso sabotsy 01/08/26 indray ary ny fotoana ho antsika pankafy ZUMBA ee,
ora: 08h30mn-09h30mn.⌚⌚
tongava maro ee, ary taomy daholy ny namana rehetra ee.

bonjour.sabotsy indray rampitsoee, tonga indray ary ny fotoany hoantsika mpankafy ZUMBA ato amin'ny NEO FIT.❤️❤️❤️ora ts...
24/07/2026

bonjour.
sabotsy indray rampitsoee,
tonga indray ary ny fotoany hoantsika mpankafy ZUMBA ato amin'ny NEO FIT.❤️❤️❤️
ora ts miova : 08h30mn - 09h30mn.
Tomy daholy ary ny namana rehetra mba hiaraka amintsika analazy sy anala ny rarin-tsaina rehetra,
tongava maro ee.

17/07/2026

ZUMBA SPECIAL SAMEDI.
ts atao sakana ny atsika ary ny raharaha ao atokatrano.
rahapitso sabotsy faha 18/07/26 ndray ny fotoana hoantsika mpakafy ZUMBA ato amin'ny NEO FIT.❤️❤️
ora :08h 30mn- 09h 30mn⌚⌚.
tonga mara ary tomy daholy ny namana rehetra any.💯💯

10/07/2026

SPECIL ZUMBA SAMEDI.
tonga indray ity ny fotoana eee,
🔥🔥 sabotsy faha 11/07/26🔥🔥
ora⌚⌚ 08h30mn- 09h30mn⌚⌚.
toerana: salle de sport NEO FIT SOAMANANDRARINY❤️❤️.
tongava maro ary tomy daholy ny namanarehetra any ee.
Na mangatsika aza ny andro dia aza adino ny mitondra rano sotrona sy servette amafana atsembohana🦹🦹🦹.

salama jiaby .ny fakana forme wa tsisy kisendrasendra fa miankina amin'ny tenanao hiany.💪💪Na ampitonbo vatana izany na a...
08/07/2026

salama jiaby .
ny fakana forme wa tsisy kisendrasendra fa miankina amin'ny tenanao hiany.💪💪
Na ampitonbo vatana izany na anena hianikoa🔥🔥.
mitongava mikotrana fa aza miandry namana zany e.🥰
miankina amin'ny faharetana sy fikirizanao hiany no ahitanao fahombiazana💯💯💯 .

03/07/2026

Salama eee.
Ao anatiny asika isika zao, nefa tsy atao sakana izany, sabotsy faha 04/07/26 indray ny fotonany ZUMBA mafana izay erahabtsika amin'i TENDRO coach.🥰
tomy ary ny namana rehetra any hiaraka anala ny sorisorin-tsaina ao anatiny dihy sy tsikitsiky.🦹🦹🦹 .
tongava maro ary ee💯💯💯.

19/06/2026

Salama jiaby eee,
Sambotsy faha 08/08/26
aza varina ary fa ny ZUMBA ato @ NEO FIT dia mitohy fona 🥰.
Aza asina fisalasana intsony ary fa ndao hiaraka anala rarin-tsaina ao anatiny tsiky sy hafalina ee♥️.
ny ora 08h30mn-09h30mn⌚. tongava maro ary eee.

💪 "Ny sasany mbola matory, izahay efa manangana ny nofinay 🏋️ tongava fa aza varina matory an ny andro efa mangatsika fo...
11/06/2026

💪 "Ny sasany mbola matory, izahay efa manangana ny nofinay 🏋️ tongava fa aza varina matory an ny andro efa mangatsika fotoana zao 😂🏋️

08/06/2026

Address

Soamanandrariny
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 05:30 - 19:00
Tuesday 05:30 - 19:00
Wednesday 05:30 - 19:00
Thursday 05:30 - 19:00
Friday 05:30 - 19:00
Saturday 05:30 - 17:00
Sunday 05:30 - 11:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NEO FIT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share