18/11/2025
Salama daholy atsika mpanaraka tsitapaka Club U.S.A.J ANOSIALA.
Ny tenanay mpitantana ny club dia mitady hatsany hatsara ny Tanora ato @ club USAJ,ka zoma 14/11/25 izao dia anao fifanarana hahazahoana ny Terrain fikotranana nho any Tanora,mba misy hanomanana ny Tournoi National izay atao any Tamatavy @ Volana Decembre izao,Tongava maro ho atsika izay mbola tsy Tafiditra ato club U.S.A.J Tel:0346626140