02/09/2025
Salama daholo. β Tsy mahita message. β Tsy afaka mamaly ny message izay alefanareo ato amin'ny pejy mihitsy izahay izao. π
Manasa anareo azafady handefa message ny compte LLovely Cornerβ
Mialatsiny indrindra. π
Mankasitraka anareo. β€οΈ
Fa misokatra foana izahay, 7 000 Ariary ny fidirana. π
Malalaka ny parkings. β¬οΈβ¬οΈ