FVZ FC - Ambohidrazana Fenoarivo

FVZ FC - Ambohidrazana Fenoarivo Fitiavana ~ Firaisankina ~ Fahendrena

πŸ™πŸ™πŸ™
24/06/2026

πŸ™πŸ™πŸ™

23/02/2026

PRO | MADE IN AMBOHIDRAZANA ©️πŸ”₯

πŸ“Έ CFFA Andoharanofotsy / MAMA FC

Pro League
ZHA Ambohidrazana football club
FVZ FC - Ambohidrazana Fenoarivo





πŸ’›β€οΈ
06/01/2025

πŸ’›β€οΈ

FT| 1-0 ZHA Ambohidrazana - ESPOIR Ambaniavaratra.

Fandresena 1-0 no azontsika nandritran'ny FINALE tao Fenoarivo. Mitombo iray indray ny amboara azontsika πŸ†

MANKASITRAKA ANTSIKA MPILALAO, MPANOHANA ary MPITANTANA REHETRA πŸ’›β€οΈ

Alefa ZHA πŸ’›β€οΈ



Z.H.A MANDRAKIZAY πŸ’›β€οΈ
30/06/2024

Z.H.A MANDRAKIZAY πŸ’›β€οΈ

Tsy toy ny afo mololo, miredareda fa mora maty, fa toy ny afon'ampombo, misoko mangina fa maharitra ela πŸ’›β€οΈ ALEFA Z.H.A !

20/09/2023

ALEFA ZHA, ALEFA AMBOHIDRAZANA, ALEFA FENOARIVO πŸ’›β€οΈ

π—™π—¨π—Ÿπ—Ÿ π—§π—œπ— π—˜|FVZ FC 4️⃣ - 1️⃣ Fc Mahaliana Ambohijafy.Fandresena faharoa nandritran'ny Kitra Fokontany sy Kaominina Fenoari...
19/09/2023

π—™π—¨π—Ÿπ—Ÿ π—§π—œπ— π—˜|

FVZ FC 4️⃣ - 1️⃣ Fc Mahaliana Ambohijafy.

Fandresena faharoa nandritran'ny Kitra Fokontany sy Kaominina Fenoarivo.

Lalao izay nahafahana nampijoro ireo mpilalao tanora mba afahan'izy ireo miditra sy mizatra miandalana anatin'ny rythme ny match. 😊




Nivoaka mpandresy nandritran'ny lalao omaly ny ekipa zokiny. Alefa ZHA ! β€οΈπŸ’›
28/08/2023

Nivoaka mpandresy nandritran'ny lalao omaly ny ekipa zokiny. Alefa ZHA ! β€οΈπŸ’›

π—™π—¨π—Ÿπ—Ÿ π—§π—œπ— π—˜|

ZHA Ambohidrazana 4️⃣-3️⃣ ZFC Ambodisaha.

Nandresy ny ekipantsika nandritran'ny lalao mandroson'ny 1/4 de finale an'ny Tournoi Mafy be 2023 Fenoarivo.

Misaotra sy mankasitraka ny mpanohana !!! Mitohy ny ady amin'ny lalao miverina afaka roa herinandro.


ALEFA ZHA β€οΈπŸ’›
27/08/2023

ALEFA ZHA β€οΈπŸ’›

▢️▢️ ππ‘πŽπ‚π‡π€πˆπ πŒπ€π“π‚π‡ ▢️▢️

πŸ“‰ Tournoi Mafy be ~ 1/4 finale ALLER
πŸ†š ZFC Ambodisaha
🏟 Kianja Fenosoa Fenoarivo.
πŸ“… Dimanche 27 aoΓ»t 2023.
πŸ• 14:30

ALEFA ZHA !!!!

RΓ‰SULTATS ~ KITRA FOKOTANY: 1 victoire βœ…οΈ1 nul πŸ™‚1 dΓ©faite ❌️Mitohy ny hezaka ! Match manaraka afaka 2 herinandro ao Feno...
24/08/2023

RÉSULTATS ~ KITRA FOKOTANY:

1 victoire βœ…οΈ
1 nul πŸ™‚
1 défaite ❌️

Mitohy ny hezaka ! Match manaraka afaka 2 herinandro ao Fenoarivo.

Address

Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FVZ FC - Ambohidrazana Fenoarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category