22/08/2026
Mba tsara raha fantatrao koa ireto loko famantarana ireto rehefa tonga hilomano na hikitika rano hianao..
loko tokony ho hita eny amin'ny takelaka na rindrina piscine na lac na ocean hilomanosantsika...
aoka ho mailo hatrany fa vacance ny andro..
Misy azy ireo ve ny Toerana eto amintsika nef tena sarobidy be izy ity