24/05/2026
Tafiditra tanteraka ao anatin’ny ART MARTIAL ihany koa ny morale sy ny fitondran-tena ✅
Noho izany ☝️ tsy maintsy misy fotoana ananaran’ny Sensei sy hizarany lesona momba ny fiainana, ny discipline, ny respect ary ny fomba fitondra tena tsara.
Satria ny karaté dia tsy manamboatra mpiady fotsiny… fa manabe olona ihany koa. ✨