Matériel Fitness Mada

Matériel Fitness Mada CONFECTION-CRÉATION-MATÉRIEL MUSCULATION

ireto ary ny charge 😍disque de poids en caoutchouc dispo 2,5k.5 k.10k.15k 20khaltères hexagonalesdispo 2,5k.5k. 7,5k.10k...
29/10/2023

ireto ary ny charge 😍
disque de poids en caoutchouc
dispo 2,5k.5 k.10k.15k 20k

haltères hexagonales
dispo 2,5k.5k. 7,5k.10k.15k.30k

Vente et Création. Appareils de musculation Professionnels.kely sisa dia ho vita reto a 😍Miandry ny commande nareo manar...
27/10/2023

Vente et Création. Appareils de musculation Professionnels.
kely sisa dia ho vita reto a 😍
Miandry ny commande nareo manaraka
Manao paque salle complet izahay
aza misalasala mandefa mp ary fa ho afapo ianareo modèle sy couleur rehetra tiana o!🤩
Garantie hatrany a! Ary vy matevina tsara
Manao livraison partout à mada!

Vente et Création . Appareils De Musculation Professionnels😍Ho anareo izay manam-paniriana hanokatra salle de sport na h...
22/10/2023

Vente et Création . Appareils De Musculation Professionnels😍
Ho anareo izay manam-paniriana hanokatra salle de sport na ho anareo mila appareil any antrano.
Dia aza misalasala miditra mp izay liana fa ho afapo ianareo.🤩
Manao ny modèle rehetra izay ilaina ary garantie sy vy matevina doly.
Manao livraison partout à mada

Address

Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Matériel Fitness Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share