26/07/2026
โช FAHAROA AMIN'NY FILAHARANA ANKAPOBENY NY ANKOAY
Nifarana androany alahady 26 jolay tany Gaborone (Botswana) ny FIBA 3x3 Nations League U23 2026. Nampihetsi-po ny zava-bitan'ireo Ankoay izay nibata ny laharana faharoa amin'ny ankapobeny na teo amin'ny sokajy lehilahy na vehivavy ny Ankoay, taorian'i Ejipta.
โพ Teo amin'ny vehivavy, resin'i Ejipta 16-14 teo amin'ny famaranana ny Stop 6, taorian'ny fandresena roa misesy azontsika tamin'ny Stop 4 sy Stop 5.
โพ Teo amin'ny lehilahy kosa, nahavita back-to-back ny Ankoay tamin'ny fandresena an'i Ejipta 20-16 teo amin'ny famaranana, ka nahazo ny Stop 5 sy Stop 6.
MISAOTRA ๐ผ๐๐๐๐ผ๐๐ฒ๐ฌ๐๐ฆ
๐ผ๐๐๐๐ผ๐ no ekipam-pirenentsika malagasy๐
Tohano ny ๐ผ๐๐๐๐ผ๐๐ฆ
Tohano ny antsika ๐ฒ๐ฌ
Ministรจre de la Jeunesse et des Sports
Fรฉdรฉration Malagasy de Basket Ball
Madagascar 3x3 Basketball
Yas Madagascar Moov.mg
CANAL+ Madagascar GSTv
Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront
XXL MADA
More Than Basketball - MTB
Mpikifa Sneakers
ON MODE