Tana Muscle House

Tana Muscle House Salle de sport spécialisée en Musculation et Fitness située en centre ville, ouverte 6/7

➡️Mirary herinandro tsara ho antsika rehetra indray ô➡️Aza adino fa mivoha foana ny salle-ntsika aa😍😍
31/08/2026

➡️Mirary herinandro tsara ho antsika rehetra indray ô
➡️Aza adino fa mivoha foana ny salle-ntsika aa😍😍

28/08/2026
➡Miarahaba antsika rehetra ndray ary ôo➡aza adino hatrany fa afaka manao séance fotsiny fa tsy voatery abonnement ho ant...
21/08/2026

➡Miarahaba antsika rehetra ndray ary ôo
➡aza adino hatrany fa afaka manao séance fotsiny fa tsy voatery abonnement ho antsika lay tsy d misy fotoana nefa te hikotrana😍🏋️

➡️fizarana kely ndray ary aloha e🏋️aza adino fa misy koa ny tarif séance fa tsy voatery abonnement aa💞 ✨10.000ar/séance ...
13/08/2026

➡️fizarana kely ndray ary aloha e

🏋️aza adino fa misy koa ny tarif séance fa tsy voatery abonnement aa💞
✨10.000ar/séance ✨
💐amzay ora mety aminao💐

➡️Miarahaba ô💞apetratsika eto ihany ireto aloha ho antsika ann😍🏋️Mirary soa ho antsika rehetra hatrany 😍🏋️
11/08/2026

➡️Miarahaba ô
💞apetratsika eto ihany ireto aloha ho antsika ann😍

🏋️Mirary soa ho antsika rehetra hatrany 😍🏋️

07/08/2026

✨Vive le ven..
vive le ven..
vive le Ven...drediii💞😘💐

04/08/2026

✨🤣ndao asina tsiny kely ndray ary hoe: rehefa lay maka ambany iny nefa maeno sakoroka tampoka 🤣......

💞Aza adino koa ann💐:
➡️Misokatra foana ny salle-ntsika
➡️lundi au vendredi: 06h à 20h
samedi: 07h à 15h
➡️tarif koa tsy miova an💞

Address

Durand Gilbert Rue Du Docteur Raseta Antanimena
Antananarivo
101

Telephone

+261340958784

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tana Muscle House posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tana Muscle House:

Shortcuts

Share