Infinity Style

Infinity Style Vente de divers articles de mode et tendance ✨

01/01/2025
✨️ PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA ✨️Ety indray ny fotoanantsika, miandry anareo izahay 🥰🥰 Maro dia maro hatrany ny vokatra...
05/12/2024

✨️ PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA ✨️

Ety indray ny fotoanantsika, miandry anareo izahay 🥰🥰

Maro dia maro hatrany ny vokatra ho hitanareo fa tongava maro ❤️

📍Stand Num. 25 no misy anay

Miarahaba antsika rehetra indray e ! 😁🫶Aty Mahamasina, Kianja Barea indray no fotoanantsika hatramin'ny sabotsy ho avy i...
23/10/2024

Miarahaba antsika rehetra indray e ! 😁🫶

Aty Mahamasina, Kianja Barea indray no fotoanantsika hatramin'ny sabotsy ho avy izao 🥰😘

Tongava daholo ! 😁

📍Stand 94D

🌟 ETO ANALAKELY INDRAY NY FOTOANANTSIKA E ! 🌟 Amin’ilay efa nahafantaranareo anay : 📍STAND· NUM 46 📍no misy anay 🥰🥰 Tong...
28/08/2024

🌟 ETO ANALAKELY INDRAY NY FOTOANANTSIKA E ! 🌟

Amin’ilay efa nahafantaranareo anay :
📍STAND· NUM 46 📍no misy anay 🥰🥰

Tongava maro , be entana vaovao be ato amin’ilay tianareo 🤩🤩

MBOLA MITOHY NY TSENANTSIKA 🤩🤩Maro isan-karazany ny entana ho hitanareo eny : akanjo sy fitaovana ho an’ny fidiran’ny mp...
08/08/2024

MBOLA MITOHY NY TSENANTSIKA 🤩🤩

Maro isan-karazany ny entana ho hitanareo eny : akanjo sy fitaovana ho an’ny fidiran’ny mpianatra 🥰

Tongava maro ary fa miandry izahay ! ❤️

📍Zaridaina Analakely - Stand Numéro 51 ( Ampitan’ny Madagascar Airlines )

🌟 SOLDES BE FARAPARANY ARY EE 🌟 Pallazos, hauts isankarazany, zaraina 5 000 Ar sy 15 000 Ar avokoa 🤩🥳 Androany no farany...
03/08/2024

🌟 SOLDES BE FARAPARANY ARY EE 🌟

Pallazos, hauts isankarazany, zaraina 5 000 Ar sy 15 000 Ar avokoa 🤩🥳

Androany no farany fa tongava daholo eto Analakely , zaridaina Ralaimongo , stand numéro 46 👈

Mbola miandry anareo izahay ! 🥰

🌟 « TSENABE VACANCES - ZARIDAINA ANALAKELY » 🌟Ety indray no ahitana anay manomboka androany fa tongava daholo 🥰❤️ Maro i...
30/07/2024

🌟 « TSENABE VACANCES - ZARIDAINA ANALAKELY » 🌟

Ety indray no ahitana anay manomboka androany fa tongava daholo 🥰❤️

Maro isan-karazany ny entana ho hitanareo : akanjo, kiraro, poketra sy accessoires hafa 😁

Miandry anareo izahay ! 🫶🏼

📍Stand N•46 ( En face AirMad )

Ireto indray ary ny robe pull e ! 😍Loko mainty hono tsara foana sady manome hafanana 🤪📩 Mp na miantso raha hanao command...
01/07/2024

Ireto indray ary ny robe pull e ! 😍

Loko mainty hono tsara foana sady manome hafanana 🤪

📩 Mp na miantso raha hanao commande

Mbola anatin’ny ririnina isika izao 🥶Ireto indray ny manteaux amin’ilay oui ry reto an 😍👌Amin’ilay vidiny mahazatra ants...
20/06/2024

Mbola anatin’ny ririnina isika izao 🥶

Ireto indray ny manteaux amin’ilay oui ry reto an 😍👌

Amin’ilay vidiny mahazatra antsika, ilay mora hatrany 😁

21/22 JUIN fotoanantsika ao am le pavé Antaninarenina reto an
18/06/2024

21/22 JUIN fotoanantsika ao am le pavé Antaninarenina reto an

Extrait des Exposants
‼️Ne ratez pas‼️🇲🇬🛍️Vente Privée independance day 21 et 22 Juin 📍Lepavé Antaninarenina
⏰De 9h à 17h30
✅Entrée Gratuite

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261342802170

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Infinity Style posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share